NY TILIKAMBO FIAMBENANA Oktobra 2012 | Manjaka ny Tsolotra

Inona no mahatonga ny olona hanao tsolotra? Miresaka momba izany sy ny vahaolana amin’izany ity andian-dahatsoratra ity.

MATOAN-DAHATSORATRA

Manjaka ny Tsolotra

Tsy misy faritra tsy ahitana mpanao tsolotra eran-tany, ary tena ratsy be indraindray ny vokatr’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Mbola Misy Foana ny Tsolotra?

Miresaka antony telo mahatonga ny olona hanao tsolotra ny Baiboly. Inona avy izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Azo Atao Ihany ve ny Manao ny Marina?

Handray soa ianao raha manao ny marina sy manaraka ny toro lalan’ny Baiboly foana. Misy tantara tena nisy manaporofo izany ato.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ho Foana ny Tsolotra!

Kely sisa dia hofoanan’Andriamanitra tanteraka ny kolikoly. Ahoana no hanaovany izany?

TANTARAM-PIAINANA

Nanaiky ny Tenin’Andriamanitra Ilay Fianakaviana Hindoa

Nahoana ny fianakaviana hindoa iray no nianatra Baiboly ka lasa Kristianina? Inona no soa azon’izy ireo tamin’izany?

RESADRESAKA MAHALIANA

Manasazy Olona any Amin’ny Afobe ve Andriamanitra?

Manao ny rariny foana Andriamanitra, na dia rehefa manasazy ny ratsy fanahy aza. Nahoana isika no milaza izany?

Fantatrao Ve?

Nandositra niala tany Jodia ve ny Kristianina talohan’ny nandravana an’i Jerosalema tamin’ny taona 70? Iza moa “ireo zanaky ny mpaminany”?

IANARO NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Afaka ny ho Velona Mandrakizay ve Ianao?

Andriamanitra no Loharanon’aina ka afaka manome fiainana mandrakizay ny olona izy. Inona àry no tokony hataonao mba hahazoana izany?

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

‘Nipetraka Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be’

Iza “Ilay Efa Nisy Hatry ny Ela Be”? Ary inona no dikan’ilay fahitana hitan’i Daniela momba azy?

TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO

“Vehivavy Tsara Tokoa” i Rota

Tsy Israelita i Rota fa Moabita sady nahantra. Nahoana anefa izy no nolazaina fa “vehivavy tsara tokoa”?

MANONTANY NY MPAMAKY

Tsy Maintsy Manambady ve ny Olona vao ho Sambatra?

Afaka ny ho sambatra ve ny olona na dia tsy manambady aza? Ahoana no fiheveran’ny Baiboly ny hoe manambady sy ny hoe mpitovo?

Manova Olona ny Baiboly

Nisy olona roa nahavita niova ka niala tamin’ny toaka sy rongony, ary lasa sambatra. Ahoana no nataon’izy ireo?

KILALAO ARA-BAIBOLY

Aza Manambony Tena!

Zanakalahin’i Davida fahatelo i Absaloma. Te haka an-keriny ny fanjakan’i Davida rainy izy satria nanambony tena. Inona no vokatr’izany?