NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2012

Ho hitanao ato hoe nahoana no zava-dehibe ny anaran’i Jehovah sy ny fikasany ary ny lalàny. Hazavaina ato koa hoe nahoana ny tena Kristianina no tokony hanetry tena sy hamela heloka.

“Ampianaro Hanao ny Sitraponao Aho”

Inona no hanampy antsika hanana ny fomba fihevitr’i Jehovah, toa an’i Davida?

Nameno ny Tsy Ampy ny Ambim-bavan’izy Ireo

Nanokana fanomezana ho an’ny mahantra ny Kristianina tamin’ny taonjato voalohany. Ahoana no hanahafantsika azy ireo?

Nanetry Tena i Jesosy ka Modely ho Antsika

Inona no soa raisintsika avy amin’ny fanetren-tenan’i Jesosy?

Aoka Ianao Hihevitra ny Tenanao ho toy ny “Kely Indrindra”

Ahoana no azontsika ampisehoana hoe manetry tena isika rehefa mifandray amin’ny hafa?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no tian’i Jesosy holazaina, rehefa nilaza izy fa fanomezana avy amin’Andriamanitra ny fijanonana ho mpitovo?

Mahasoa Anao ny Famelan-kelok’i Jehovah

Miana-javatra betsaka momba ny famelan-kelok’i Jehovah isika, rehefa mandinika hoe ahoana no nataony rehefa nanota ny mpanompony fahiny.

Aoka Isika Hifamela Heloka Tanteraka

Ho hitanao ato hoe inona no hanampy antsika ho tia mamela heloka toa an’i Jehovah.

“Iny no Hafatra Tsara Indrindra”

Nanana radio tao amin’ny tanàna efatra tany Kanada ny Mpianatra ny Baiboly (Vavolombelon’i Jehovah ankehitriny), tamin’ny 1926.