MIFOHAZA! Desambra 2012 | Nahoana ny Olona no Lasa Tsy Manam-paharetana?

Fakafakain’ity andian-dahatsoratra ity hoe nahoana no betsaka ny tsy manam-paharetana. Inona no mahatonga izany sy ny maha ratsy azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana ny Olona no Lasa Tsy Manam-paharetana?

Misy manam-pahaizana mihevitra fa ny fitaovana maoderina no mahatonga ny olona tsy dia hanam-paharetana. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mety Hahita Olana Ireo Tsy Manam-paharetana

Ho very vola izay tsy manam-paharetana. Tsy izay ihany anefa fa misy zavatra enina mety hahavoa azy koa.

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Hanampy Anao Hanam-paharetana?

Dingana efatra hanampy anao hanam-paharetana.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Sazy avy Amin’Andriamanitra ve ny Loza?

Maro no mino fa ampiasain’Andriamanitra hanasaziana olona ny loza. Ahoana anefa no ataony rehefa manasazy, raha araka ny Baiboly?

Ilay Omby Hafakely

Hafakely ny omby ekosey satria roa sosona ny volony.

Rakibolana Natao tao Anatin’ny 90 Taona

Fitambarana boky 26 ny Rakibolana Asyrianina, ary 9 700 pejy mahery. Ahalalana ny fiainan’ny olona tany Mezopotamia fahiny izy io.

MANONTANY NY TANORA

Hoatran’ny Ahoana ny Atao hoe Tena Lehilahy?

Inona no atao hoe “tena lehilahy” ary inona no azonao atao raha te ho toy izany ianao?

Manankarena Fiteny i Caucase

Efa nisy hatry ny ela ny fiteny any Caucase ary hita taratra amin’ireny fiteny ireny hoe misy kolontsaina maro any.

Tanteraka ny Faminanian’ny Baiboly—Fizarana 8

Inona ilay Fanjakana angatahintsika amin’ny vavaka, ary inona no soa horaisinao rehefa tonga izy io?

Mitandrema Amin’ny Kongona!

Fantaro izay azonao atao raha tianao ho fongotra sy tsy hiverina intsony ny kongona.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Fefy zavamaniry any Afrika, nahoana isika no manoaka, ary olona tsy matin’ny kansera any Etazonia.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2012

Fanondroana ny lahatsoratra rehetra tamin’ny Mifohaza! 2012, milahatra arakaraka ny foto-kevitra.

Natao Hodinihin’ny Mpianakavy

Ianaro amin’ity volana ity: Abrahama sy ny fahaizany mandray vahiny, Samsona, Vavolombelon’i Jehovah any Meksika.