NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Janoary 2013

Ho hitanao ato ny ohatra navelan’ny olona sasany tena nanam-pinoana sy be herim-po, resahina ao amin’ny Baiboly.

Nahafoy Tena Izy Ireo: Norvezy

Ho hitanao ato hoe ahoana no nahatonga ny fianakaviana iray hifindra any amin’izay ilana mpitory maro kokoa, noho ny fanontaniana iray tsy nampoizina.

Mahereza fa Momba Anao i Jehovah!

Diniho ato ny ohatra navelan’i Josoa, Joiada, Daniela, ary ny olon-kafa nanam-pinoana sy be herim-po, fa tena hahasoa anao.

Aza Avela Hisy na Inona na Inona Hampanalavitra Anao Amin’i Jehovah

Resahina ato hoe ahoana no anaovana safidy tsara momba ny asa sy ny fialam-boly ary ny fifandraisana amin’ny mpianakavy.

Miezaha Hifandray Akaiky Amin’i Jehovah Foana

Ho hitanao ato fa hanampy anao hifandray akaiky amin’i Jehovah ny fahaizana mandanjalanja eo amin’ny fampiasana fitaovana maoderina, fikarakarana fahasalamana, resaka vola, ary ny fireharehana.

Inona no Hanampy Antsika Hanompo An’i Jehovah Tsy Helingelenin’ny Nenina?

Nanao fahadisoana lehibe ny apostoly Paoly teo amin’ny fiainany, nefa koa nanao safidy tsara. Inona no azontsika ianarana avy amin’ny ohatra navelany?

‘Mpiara-miasa mba Hahazoantsika Fifaliana’ ny Anti-panahy

Hita ato hoe ahoana no ataon’ny anti-panahy mba hahatonga an’ireo rahalahy sy anabavy ho faly manompo an’Andriamanitra.

Novalian-tsoa ny Ezaka sy ny Fiomanana Nataony

Ho hitanao ato ny tantaran’ny ankizivavikely folo taona, izay niezaka mafy nanasa ny olona miteny mapudungun tany am-pianarany, mba hanatrika fotoan-dehibe iray.