NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aogositra 2013

Resahina ato hoe inona no hanampy antsika tsy ho kivy, ho masina foana ka heken’i Jehovah hanao ny asany, ary tsy hanome tsiny an’i Jehovah rehefa manana olana.

Efa Nohamasinina Ianareo

Ho hitanao ato ny zavatra efatra hanampy antsika mba ho masina foana sy ho azon’Andriamanitra ampiasaina.

Fanontanian’ny Mpamaky

Mety ve raha miara-mipetraka amin’ny zanany voaroaka ny ray aman-dreny kristianina, any am-pivoriana?

TANTARAM-PIAINANA

‘Mitondra ny Entako Isan’andro’ i Jehovah

Inona no nanampy ny anabavy iray ho mpisava lalana falifaly nandritra ny 20 taona mahery, nefa izy marary be?

Aza ‘Tezitra Amin’i Jehovah’ Mihitsy

Lasa tezitra amin’Andriamanitra ny olona sasany, ary manome tsiny azy noho ny olana mahazo azy. Inona no hanampy antsika tsy hanao izany?

Ampianaro Dieny Mbola Kely ny Zanakareo

Rahoviana no tokony hanomboka hampianatra Baiboly ny zanany ny ray aman-dreny, ary inona no tokony hatao amin’izany?

Aoka Isika Hifampihevitra sy Hifampahery

Ahoana no azontsika ifanampiana mba hahafahantsika hanompo an’i Jehovah foana na misy olana aza?

Eritrereto hoe Olona Tokony Hanao Ahoana Ianao

Tsy tian’i Satana hahazo sitraka amin’Andriamanitra isika. Ahoana àry no iarovantsika ny fifandraisantsika amin’i Jehovah?

Mahita Kalesy Afo toa An’i Elisa ve Ianao?

Tena nino an’i Jehovah sy natoky azy tanteraka i Elisa. Inona no ianarantsika avy amin’ny ohatra navelany?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Faly Be Ilay Mpanjaka!

Ho hitanao ato ny tantaran’ny mpanjaka iray tany Soazilandy, izay tia ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly.