NY TILIKAMBO FIAMBENANA Desambra 2013 | Mila An’Andriamanitra ve Isika?

Maro no mihevitra fa tsy mila an’Andriamanitra izy ireo, na sahirana loatra ka tsy manam-potoana hieritreretana momba azy. Mahasoa ve ny mahafantatra azy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona ny Zava-misy?

Diniho hoe nahoana ny olona maro milaza ho mino an’Andriamanitra no tsy miraharaha azy eo amin’ny fiainany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana Isika no Mila An’Andriamanitra?

Ho hitanao ato fa afaka ny ho sambatra sy ho afa-po eo amin’ny fiainana ianao, raha mifandray amin’Andriamanitra.

TANTARAM-PIAINANA

Ny Fanompoana An’i Jehovah no Nataoko Anton’asa

Asa hafa tanteraka no nofidin’i Bill Walden, volana vitsivitsy talohan’ny hahazoany diplaoman’ny injeniera. Vakio ato ny fiovana naterak’izany.

MANATÒNA AN’ANDRIAMANITRA

“Ataoko Vaovao ny Zava-drehetra”

Tianao ve ny hiaina ao amin’ny tontolo iray tsy misy fanaintainana sy fijaliana ary fahafatesana intsony? Ahoana no hanatanterahan’Andriamanitra an’izany?

‘Ao An-tendrombohitra no Hitrandrahanao Varahina’

Manampy antsika hahafantatra momba ny fampiasana varahina fahiny ny zavatra hitan’ny mpikaroka vao haingana.

AMPIANARO NY ZANAKAO

Inona no Tokony ho Tsaroanao Momba An’i Jesosy Kristy?

Zazakely fotsiny ve no tokony hahatsiarovantsika an’i Jesosy? Iza ireo “olon-kendry” nitsidika azy? Inona no ataon’i Jesosy izao?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Inona no antony hiverenan’i Kristy? Hoatran’ny ahoana ny fiverenany, ary inona hataony amin’izany?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet