NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Martsa 2014

Inona no hanampy antsika hahafoy tena sy tsy hihevi-tena ho tsy misy dikany? Ahoana no hikarakarana ny zokiolona sy hanampiana ny fianakaviany?

Mahaiza Manohina ny Fon’ny Havanao

Inona no ianarantsika avy amin’ny fifandraisan’i Jesosy tamin’ny havany? Ahoana no hanohinana ny fon’ny havana tsy Vavolombelona na tsy mino an’Andriamanitra?

Inona no Hanampy Antsika Hahafoy Tena Foana?

Misy fahavalo mahatonga antsika tsy hahafoy tena. Ho hitanao ato hoe inona izany ary ahoana no ampiasana ny Baiboly mba tsy ho resin’izy io.

Inona no Hanampy Anao ho Falifaly Foana?

Nahoana ny olona maro no kivikivy? Hita ato ny fomba ampiasana ny Baiboly mba hahatonga antsika ho falifaly foana.

Ataovy Mahafinaritra Kokoa ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana

Hita ato ny ataon’ny fianakaviana any amin’ny tany samihafa, ka azonao andramana.

Hajao ny Zokiolona eo Aminareo

Hita ato ny fiheveran’Andriamanitra ny zokiolona, ny adidintsika amin’ny ray aman-drenintsika be taona, ary izay azon’ny fiangonana atao mba hanajana azy ireny.

Ahoana no Ikarakarana ny Zokiolona?

Misy hevitra azon’ny fianakaviana iaraha-midinika ato, mba hahafahany hiomana sy hanapa-kevitra mialoha momba ny fikarakarana ray aman-dreny be taona.

Moa ve Ianao Mitana ny Teninao?

Mila mitana ny teniny ny Kristianina fa tsy hivadibadi-dela. Ary ahoana raha tsy maintsy manafoana ny fotoanantsika tamin’olona isika? Tahafo ny apostoly Paoly.