NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Oktobra 2014
Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 1 Desambra ka hatramin’ny 28 Desambra 2014.
Nahafoy Tena Izy Ireo: Taïwan
Vavolombelona 100 mahery no nifindra tany Taïwan mba hanitatra faritany. Vakio ny tantarany sy izay nataony mba hahombiazana.
Ataovy Mafy Orina ny Finoanao An’ilay Fanjakana
Nampiasa fifanekena 6 i Jehovah mba hanomezana antoka fa hanatanteraka ny fikasany ny Fanjakany. Nahoana ireo fifanekena ireo no manatanjaka finoana?
“Ho Fanjaka-mpisorona” Ianareo
Hanampy antsika hatoky ny Fanjakan’Andriamanitra ireo fifanekena telo farany resahina ao, ary handrisika antsika hitory.
TANTARAM-PIAINANA
Ireo Zavatra Miavaka teo Amin’ny Fanompoako
Efa 75 taona mahery i Mildred Olson no nanompo an’i Jehovah. Efa ho 29 taona izy no misionera tany Salvadaoro. Nahoana izy no tanora lalandava?
Ankasitraho ny Tombontsoanao Miara-miasa Amin’i Jehovah
Nahoana ny mpanompon’i Jehovah no mampandefitra ny zavatra sasany tiany hatao?
“Ataovy Foana Izay Hifantohan’ny Sainareo Amin’ny Zavatra any Ambony”
Nahoana ireo manantena hiaina eto an-tany no mila mampifantoka ny sainy amin’ny zavatra any an-danitra? Ahoana no anaovany izany?