NY TILIKAMBO FIAMBENANA Martsa 2015 | Nahoana i Jesosy no Namonjy Antsika?

Vonjeny tsy ho azon’ny Devoly ve isika, sa vonjeny tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra, sa vonjeny amin’ny zavatra hafa?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana Isika no Mila Mpamonjy?

Andriamanitra fitiavana ve dia hanisy faniriana hiaina mandrakizay ao anatintsika, raha tsy azo tanterahina ilay izy?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana i Jesosy no Maty sy Natsangana Tamin’ny Maty?

Misy zavatra enina ampianarin’ny Baiboly, manaporofo hoe mahavonjy olona maro ny nahafatesan’ny olona iray.

MATOAN-DAHATSORATRA

Rahoviana no Hotsarovana ny Nahafatesan’i Jesosy ary Aiza?

Amin’ny zoma 3 Aprily aorian’ny filentehan’ny masoandro ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesosy, amin’ity taona ity.

MANONTANY NY MPAMAKY

Fety Kristianina Tokoa ve ny Paka?

Inona no lazain’ny manam-pahaizana, momba an’io fety io?

TANTARAM-PIAINANA

Ny Masony no Anompoan’i Jairo An’Andriamanitra

Marary mafy i Jairo nefa falifaly foana.

Fantatrao Ve?

Inona ny soa azon’i Paoly noho izy nizaka ny zom-pirenena romanina? Inona no karaman’ny mpiandry ondry fahiny?

Fanomezana ho An’ny Mpanjaka

Inona no zavatra mahazatra antsika ankehitriny nefa sarobidy toy ny volamena fahiny?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Iza no tokony hihinana sy hisotro amin’ilay mofo sy divay, mandritra ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesosy?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Tokony Hivavaka Amin’ny Sary ve Isika?

Tsy mampaninona an’Andriamanitra ve raha mampiasa sary na sampy isika rehefa mivavaka aminy?