NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Martsa 2016

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 2 Mey ka hatramin’ny 29 Mey 2016.

Ry Tanora, Vonona Hatao Batisa ve Ianao?

Fanontaniana telo hanampy anao hanapa-kevitra.

Ry Tanora, Miomana ho Amin’ny Batisa ve Ianao?

Ahoana anefa raha mbola tsy tena vonona ianao? Na koa tsy eken’ny ray aman-dreninao ny hanaovana batisa anao?

Miezaha Foana Hampisy Firaisan-tsaina

Asongadin’ny fahitana ao amin’ny Apokalypsy toko 9 fa tena ilaina ny miray saina.

Mitari-dalana Antsika Mankany Amin’ny Fiainana i Jehovah

Ahoana no ahitana fa mazoto mitady ny tari-dalan’i Jehovah isika?

Inona no Azonao Atao mba Hanampiana ny Fiangonanao?

Miezaha hanana toe-tsain’ny misionera, eo anivon’ny fiangonanao.

Tahafo ny Toe-tsain’ny Mpaminany

Afaka manampy antsika ny ohatr’i Ezekiela sy Jeremia ary Hosea, rehefa reraka na kivy isika, na mahazo fanendrena sarotra.

Fanontanian’ny Mpamaky

Oviana ny vahoakan’i Jehovah no babo tao amin’i Babylona Lehibe? Tena nentin’i Satana teny amin’ny tempoly tokoa ve i Jesosy rehefa nalainy fanahy?