NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 4 2016 | Nahoana no Mbola Misy Hatramin’izao ny Baiboly?

Nisedra olana isan-karazany ny Baiboly nandritra ny taonjato maro. Nahoana anefa izy io no mbola misy hatramin’izao, ary tsy niova ny tao anatiny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsara ho Fantatra ny Tantaran’ny Baiboly

Ny Baiboly ihany no tena nisy vokany teo amin’ny zavatra inoan’ny olona maro hatry ny ela be. Azo atokisana ve fa marina izy io?

MATOAN-DAHATSORATRA

Mora Simba ny Fitaovana Nanoratana Azy

Hodi-biby sy taratasy papyrus no nampiasain’ny mpanoratra Baiboly sy mpanao dika soratra. Nahoana anefa no mbola misy hatramin’izao ireo Baiboly sora-tanana fahiny?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nisy Nitady Hamongotra Izy Io

Betsaka ny mpitondra fanjakana sy mpitondra fivavahana tsy namela ny olona hanana na hamokatra na handika Baiboly. Tsy nisy nahomby anefa izy ireo.

MATOAN-DAHATSORATRA

Nisy Nitady Hanova ny tao Anatiny

Nisy nitady hanova ny tao anatin’ny Baiboly. Tsy nahomby anefa izy ireo. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Mbola Misy Hatramin’izao ny Baiboly?

Inona no tena mampiavaka an’io boky io?

Fantatrao Ve?

Nahoana no niavaka ny fomba nitondran’i Jesosy ny boka? Inona avy ny antony nolazain’ny mpitondra fivavahana jiosy fa azo isaraham-panambadiana?

Mety Mbola ho Foana ve ny Herisetra?

Nisy olona nahery setra be nefa nahavita niova. Mety hanampy ny hafa hiova koa ny zavatra nanampy azy ireo.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Lavo Imbetsaka Aho fa Tafarina Ihany

Inona no nanampy ny lehilahy iray tsy ho andevozin’ny sary vetaveta intsony ary hilamin-tsaina?

Mba Ampitahao Amin’ny Baiboly hoe ny Zavatra Inoanao!

An’arivony ny Fivavahana Milaza Azy ho Kristianina, nefa mifanohitra ny fampianarany sy ny fomba fiheviny. Ahoana àry no ahalalanao hoe iza no mampianatra ny marina?

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mampiasa ny fivavahana ve Andriamanitra mba hanampiana ny olona hanatona azy?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?

Maro ny mpanoratra Baiboly milaza fa avy amin’Andriamanitra ny zavatra nosoratan’izy ireo. Nahoana?