Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2017 | Horaisinao ve Ilay Fanomezana Sarobidy Nomen’​Andriamanitra?

AHOANA NY HEVITRAO?

Inona no fanomezana sarobidy indrindra nomen’Andriamanitra antsika?

Hoy ny Baiboly: “Lehibe tokoa ny fitiavan’Andriamanitra an’izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany lahitokana.”​Jaona 3:16.

Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana Andriamanitra no naniraka an’i Jesosy mba ho faty ho antsika, ary ahoana no ampisehoantsika fa mankasitraka an’izany isika.

 

MATOAN-DAHATSORATRA

Fanomezana Tsy Manan-tsahala

Miresaka fanomezana iray tsy manan-tsahala ny Baiboly. Ahazoana fiainana mandrakizay izy io. Aiza indray no hisy hoatr’izany?

MATOAN-DAHATSORATRA

Nahoana no Tena Sarobidy Ilay Fanomezana?

Inona no mahatonga ny fanomezana iray ho sarobidy kokoa noho ny hafa? Raha misaintsaina an’izany isika, dia hankasitraka kokoa ny vidim-panavotana.

MATOAN-DAHATSORATRA

Hankasitrahanao ve Ilay Fanomezana Faran’izay Sarobidy?

Manery antsika hanao inona ny fitiavan’i Kristy?

Tsy Mahazo Manambady ve ny Mpitondra Fivavahana?

Misy fivavahana mandrara ny mpitondra fivavahana ao aminy mba tsy hanambady. Inona anefa no tena lazain’ny Baiboly momba izany?

Mbola ho Foana ve ny Fanandevozana?

Nafahan’​Andriamanitra tamin’​ny fanandevozana ny vahoakany fahiny. Mampalahelo anefa fa an-tapitrisany ny olona mbola andevozina ankehitriny.

Handray Soa Ianao Raha Tia Manome

Handray soa ianao sy ny hafa raha tia manome ianao. Hanjary hahay hiara-hiasa sy ho mpinamana ianareo. Inona no hanampy anao hanome amim-pifaliana?

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Milaza ny Baiboly fa “hisy fotoan-tsarotra tsy mora setraina” amin’ny “andro farany.” Efa tanteraka ve izany izao?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Nahoana ny Soron’i Jesosy no Lazaina fa “Avotra Hisolo ny Maro”?

Nahoana no manafaka amin’ny ota ny avotra na vidim-panavotana?