NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2017

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 29 Janoary ka hatramin’ny 25 Febroary 2018.

“Fantatro fa Hitsangana Izy”

Inona no porofo fa tena hatsangana ny maty amin’ny hoavy?

“Manantena Amin’Andriamanitra Aho”

Nahoana no anisan’ny fampianarana lehibe indrindra tokony hinoan’ny Kristianina ny fananganana ny maty?

Tadidinao Ve?

Novakinao tsara ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry raha tadidinao izay novakinao.

Fanontanian’ny Mpamaky

Izay nanan-jo ho lahimatoa tamin’ny Israelita ihany ve no anisan’ny razamben’ny Mesia?

Fanontanian’ny Mpamaky

Ahoana no tokony hiheveran’ny mpivady kristianina ny DIU na stérilet? Mifanaraka amin’izay lazain’ny Baiboly ve io fomba fandrindram-piterahana io?

Ry Ray Aman-dreny, Ataovy Izay ‘Hampahahendry ny Zanakareo ho Amin’ny Famonjena’

Ray aman-dreny maro no matahotra rehefa te hatao batisa ny zanany. Ahoana no azony anampiana ny zanany mba ho hendry ka hahazo famonjena?

Ry Tanora, ‘Miezaha Mafy Foana mba Hahazo Famonjena’

Tsy tokony hatahotra ny hatao batisa ianao, na dia misy andraikitra lehibe miandry anao aza rehefa vita batisa ianao.

TANTARAM-PIAINANA

Nandao ny Zava-drehetra Aho mba Hanarahana ny Tompo

Nanapa-kevitra ny hanara-dia an’i Kristy i Felix Fajardo, tamin’izy vao 16 taona. Efa 70 mahery izay no lasa, ary tsy nanenina mihitsy izy.

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana 2017

Hanampy anao hahita an’ireo lahatsoratra isan-karazany nivoaka tao amin’ny Tilikambo Fiambenana 2017 ity lisitra ity.