NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Mey 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 9 Jolay ka hatramin’ny 5 Aogositra 2018.

TANTARAM-PIAINANA

Nahantra Nefa Lasa Nanan-karena

Nahantra i Samuel Herd taloha, nefa lasa manan-karena ara-panahy izao. Tsy noeritreretiny mihitsy hoe hahazo harena ara-panahy be dia be izy.

Ahoana no Hahitana Fiadanana?

Mikorontana ity tontolo ity, ka mila miezaka mafy isika raha te hiadana. Afaka manampy antsika amin’izany ny Tenin’Andriamanitra.

Tian’i Jehovah Izay “Mamoa Amin’ny Fiaretana”

Mety hahakivy ny mitory any amin’ny faritany tsy dia misy mandray. Afaka ny hamokatra foana anefa isika.

Nahoana Isika no Tokony ‘Hamoa Be Hatrany’?

Tokony hotadidintsika foana hoe nahoana isika no mila mitory.

Fantaro Ilay Fahavalonao

Fantatsika ny teti-dratsin’i Satana.

Ry Tanora, Miezaha ho Mafy Orina mba Hahatohitra ny Devoly

Manao ady ara-panahy isika rehetra. Ny tanora no hoatran’ny hoe mora voa amin’io ady io. Manana fiadiana fiarovana anefa izy ireny.

Tena Betsaka ny Vokatra!

Vavolombelon’i Jehovah ny 1 amin’ny olona 4, any amin’ny faritra iray any Ukraine.