Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY TILIKAMBO FIAMBENANA No. 2 2018 | Inona no Hitranga Amin’ny Hoavy?

INONA NO HITRANGA AMIN’NY HOAVY?

Efa nieritreritra ve ianao hoe hanao ahoana ny hoavinao sy ny an’ny fianakavianao? Hoy ny Baiboly:

“Ny olo-marina no handova ny tany, ka honina eo mandrakizay.”—Salamo 37:29.

Hazavain’ity gazety ity hoe inona no fikasan’Andriamanitra momba ny tany sy ny olombelona, ary inona no tokony hataonao raha te hiaina mandrakizay ianao.

 

Maminavina ny Hoavy ny Olona

Efa an’arivony taona ny olona no lasa saina hoe inona no hitranga amin’ny hoavy. Tsy dia nisy nahita valiny mahafa-po anefa.

Mahalala ny Hoavy Tokoa ve ny Mpanandro sy ny Mpilaza ny Hoavy?

Azo itokisana ve ireny fomba famantarana ny hoavy ireny?

Misy Faminaniana Tanteraka Ve?

Tanteraka tsara ny faminanian’ny Baiboly.

Porofo Mivaingana fa Tanteraka ny Faminaniana

Misy tsangambato iray any Roma manaporofo fa tanteraka ny faminanian’ny Baiboly.

Inona no Hataon’Andriamanitra ho Antsika?

Be dia be ny faminanian’ny Baiboly efa tanteraka, ary mbola hisy ho tanteraka koa amin’ny hoavy.

Afaka ny Hiaina Mandrakizay eto An-tany Ianao

Manazava ny fikasan’Andriamanitra momba ny olombelona ny Baiboly.

Miankina Amin’ny Safidinao ny Hoavinao!

Mino ny olona sasany fa efa voalahatra ny fiainany. Izany tokoa ve no izy?

‘Ny Mpandefitra no Handova ny Tany’

Mampanantena ny Baiboly fa tsy hisy intsony ny faharatsiana sy ny tsy rariny amin’ny hoavy.