NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jolay 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 3 ka hatramin’ny 30 Septambra 2018.

NAHAFOY TENA IZY IREO

Nahafoy Tena Izy Ireo: Myanmar

Nahoana no nandao ny taniny ny Vavolombelon’i Jehovah maro, dia nifindra any Myanmar?

Mila Sitraka Amin’iza Ianao?

Mankasitraka ny mpanompony tsy mivadika Andriamanitra. Inona no ianarantsika avy amin’izany?

Iza no Andrandrainao?

Inona no ianarantsika avy amin’ny fahadisoana lehibe nataon’i Mosesy?

“Iza no Momba An’i Jehovah?”

Hendry isika raha miandany amin’i Jehovah. Manaporofo an’izany ny tantaran’i Kaina, Solomona, Mosesy, ary Arona.

An’i Jehovah Isika

Ahoana no isaorantsika an’i Jehovah noho isika avelany ho namany? Ahoana no nampisehoan’i Jesosy hoe nankasitraka an’izany tombontsoa izany izy?

Miezaha Hangoraka ny “Karazan’olona Rehetra”

Miezaha hangoraka toa an’i Jehovah, ka jereo izay ilain’ny hafa sy ny olana mahazo azy ary ampio izy raha afaka manao izany ianao.

Tianao ve ny Fianaranao Baiboly Raha Misy Vokany sy Mahafinaritra Kokoa?

Mety hahita hevitra be dia be mahafinaritra toy ny vatosoa ianao raha mandalina ny Tenin’Andriamanitra.

Fanontanian’ny Mpamaky

Raha nisy lehilahy sy vehivavy tsy mpivady nijanona irery tao amin’ny trano iray nandritra ny alina, midika ve izany hoe nanao fahotana lehibe izy ireo?