NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aogositra 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Oktobra ka hatramin’ny 28 Oktobra 2018.

Mba Manadihady Tsara ve Ianao?

Inona ireo toro lalana telo ao amin’ny Baiboly afaka manampy antsika hanadihady tsara ny zavatra fantatsika?

Aza Mitsara Ivelany

Ratsy ny mitsara olona arakaraka ny volon-kodiny, na ny firenena niaviany, na ny zavatra ananany, na ny taonany. Nahoana?

TANTARAM-PIAINANA

Tsy Hiraviravy Tanana Mihitsy Aho

Misionera nandritra ny 68 taona i Maxim Danyleyko, ary be dia be ny zavatra mahafinaritra niainany.

Sambatra ny Olona Tia Manome

Nahoana no mahasambatra ny manome?

Miaraha Miasa Amin’i Jehovah Isan’andro

Misy zavatra dimy azontsika atao mba hahatonga antsika ho mpiara-miasa amin’i Jehovah. Inona avy izany?

Fahari-po: Sady Miaritra no Tsy Manary Toky

Inona no dikan’ny hoe manam-paharetana? Inona no hanampy antsika hanana an’io toetra io? Ary inona no ho vokany raha manana azy io isika?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Tonga Tany Portogaly ny Vaovao Tsara

Inona no olana natrehin’ireo nitory voalohany tany Portogaly?