NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2018

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 4 Febroary ka hatramin’ny 3 Martsa 2019.

“Any Amin’ny Paradisa Mihaona E!”

Inona izany Paradisa izany aminao? Mino ve ianao fa hisy izany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona ilay “lanitra fahatelo” resahin’ny 2 Korintianina 12:2?

Tadidinao Ve?

Novakinao ve ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Valio àry ireto hahitana an’​izay tadidinao.

Hajao “Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga”

Inona no antony tokana resahin’ny Baiboly hoe ahafahana misara-panambadiana dia manambady indray?

‘Tsara Fanahy Taminay i Jehovah’

Ho hitanao ato ny tantaram-piainan’i Jean-Marie Bockaert. Nanompo tao amin’ny Betela niaraka tamin’i Danièle vadiny izy nandritra ny 50 taona mahery.

Ry Tanora, Tian’ny Mpamorona ho Sambatra Ianareo

Inona no hanampy ny tanora ho sambatra sy hahomby eo amin’ny fiainana?

Ry Tanora, Te ho Afa-po Amin’ny Fiainana ve Ianareo?

Raha manaraka ny voalazan’ny Salamo faha-16 ny tanora dia ho afa-po amin’ny fiainana, ary tsy hoe amin’izao ihany fa amin’ny hoavy koa. Nahoana?

“Hifaly Amin’i Jehovah ny Olo-marina”

Inona no hanampy antsika ho faly foana na dia misy zavatra mahakivy aza?

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’​ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2018

Ho hitanao ao ny lisitr’​ireo lahatsoratra tao amin’​ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2018, nalahatra araka ny foto-kevitra resahiny.