MIFOHAZA! No. 1 2020 | Tsy Te Hiady Saina Be Intsony ve Ianao?

Mihabetsaka izao ny zavatra mampiady saina. Misy zavatra azonao atao anefa raha tsy te hiady saina be intsony ianao.

Miady Saina Be ve Ianao?

Betsaka ny zavatra azonao atao raha tsy te hiady saina be intsony ianao.

Inona no Mahatonga ny Adin-tsaina?

Jereo ato hoe inona ny zavatra sasany mahatonga ny olona hiady saina, ary iza amin’ireo no mahakasika anao.

Hoatran’ny Ahoana Ilay hoe Miady Saina?

Tsy maintsy misy zavatra mampiady saina foana eo amin’ny fiainana. Jereo ato hoe inona no mety ho vokany eo amin’ny vatanao, raha miady saina loatra ianao.

Ahoana no Hiatrehana ny Adin-tsaina?

Tianao ve raha tsy miady saina be intsony ianao? Misy toro lalana hanampy anao amin’izany ato.

Tsy Hisy Intsony ny Adin-tsaina

Tsy ho vitantsika ny hanala ny olana rehetra mampiady saina antsika. I Jehovah anefa afaka manao an’izany.

“Mamelombelona ny Vatana ny Fo Tony”

Avy ao amin’ny Ohabolana 14:30 ireo teny ireo. Hita avy amin’izy ireo hoe mbola azo ampiharina foana ny torohevitry ny Baiboly.