NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2020

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 1 Febroary ka hatramin’ny 28 Febroary 2021.

Fanontanian’ny Mpamaky

Ny tenin’ny apostoly Paoly ao amin’ny 1 Korintianina 15:29 ve midika hoe natao batisa ho an’ny maty ny Kristianina sasany tamin’izany?

Fanontanian’ny Mpamaky

Milaza ny Ohabolana 24:16 hoe: “Mety ho lavo impito ny marina, nefa ho tafarina ihany.” Midika ve izany fa na dia manota imbetsaka aza ny olona iray dia hahazo famelan-keloka avy amin’Andriamanitra foana?