NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Desambra 2021

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 31 Janoary ka hatramin’ny 27 Febroary 2022.

LAHATSORATRA FIANARANA 48

“Aoka ho Masina Ianareo”

Tadidinao Ve?

Nahafinaritra anao ve ny namaky an’ireo Tilikambo Fiambenana faramparany? Jereo àry izay tadidinao.

LAHATSORATRA FIANARANA 51

“Henoy” Foana Izy!

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2021

Ho hitanao ato ny lisitr’ireo lahatsoratra tao amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! 2021, nalahatra araka ny foto-kevitra resahiny.