NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Oktobra 2023

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 11 Desambra 2023 ka hatramin’ny 7 Janoary 2024.

1923​—Zato Taona Lasa Izay

Nampahery ny Mpianatra ny Baiboly ny taona 1923. Niharihary hoe niray saina ry zareo rehefa nivory sy nitory, ary izany firaisan-tsaina izany no mampiavaka ny fivavahana marina amin’izao.

LAHATSORATRA FIANARANA 42

“Vonona Hankatò” ve Ianao?

Hianarana ny herinandron’ny 11 ka hatramin’ny 17 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 43

‘Hanatanjaka Anao Izy’

Hianarana ny herinandron’ny 18 ka hatramin’ny 24 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 44

Fakafakao Tsara ny Tenin’Andriamanitra

Hianarana ny herinandron’ny 25 ka hatramin’ny 31 Desambra 2023.

LAHATSORATRA FIANARANA 45

Tombontsoa ny Manompo ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy

Hianarana ny herinandron’ny 1 ka hatramin’ny 7 Janoary 2024.