Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Olona Tsy Ampoizinao no Mety ho Lasa Namanao

Olona Tsy Ampoizinao no Mety ho Lasa Namanao

Ho hitanao ato amin’ity video ity fa very namana i Aina. Nahazo namana tsy nampoiziny anefa izy. Nanampy azy tamin’izany ny tantaran’i Davida sy Jonatana.