Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Atokako ho Anao ny Fiainako

Atokako ho Anao ny Fiainako

Haka:

  1. 1. Ny alina aho mahita ireny

    Kintanao mamiratra eny.

    Ianao no tsaroako, feno anao ny foko.

    Vao mainka ianao tsy foiko.

  2. 2. Ianao tsy hamitaka ahy,

    Raha omeko anao ny foko.

    Ka mivoady aho ’zao fa ho tia anao,

    Ary ianao tsy mba hosoloiko.

    (FIVERENANA)

    Nomenao toky aho fa

    Tia ahy ianao,

    Nanova ahy hoatr’izao.

    Sady efa maty ho ahy

    ’Lay Zanakao.

    Atokako ho anao

    Ny fiainako, ho anao.

  3. 3. Iny tara-masoandro iny,

    Fanomezanao androany.

    Hafa mihitsy raha ny fiahianao ahy,

    Tsisy mamiko hoatr’izany.

    (FIVERENANA)

    Nomenao toky aho fa

    Tia ahy ianao,

    Nanova ahy hoatr’izao.

    Sady efa maty ho ahy

    ’Lay Zanakao.

    Atokako ho anao

    Ny fiainako, ho anao.

    (FIVERENANA)

    Nomenao toky aho fa

    Tia ahy ianao,

    Nanova ahy hoatr’izao.

    Sady efa maty ho ahy

    ’Lay Zanakao.

    Atokako ho anao

    Ny fiainako, ho anao.