Hijery ny anatiny

Lesona 33: Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Lesona 33: Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Ahoana no atao raha te hampifaly an’i Jehovah hoatran’ny nataon’i Jesosy?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Sary: Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Alaivo dia ataovy pirinty ity sary ity, dia ataovy any amin’izay efa voangonao.

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH (KILALAO)

Ampifalio ny Fon’i Jehovah

Mampifaly an’Andriamanitra isika raha hendry sy mahay manapa-kevitra tsara.

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.