Fampiharana Toro Lalana

Manampy antsika handinika sy hanao zavatra tsara ny toro lalana ao amin’ny Tenin’Andriamanitra. Misy tantara mampiseho an’izany ato.

Olona Tsy Ampoizinao no Mety ho Lasa Namanao

Ara-dalàna raha te hana-namana ianao. Inona àry ny toro lalan’ny Baiboly hanampy anao hahay hifidy namana?

Hanampy Anao i Jehovah Andriamanitra

Tsy voatery ho lavorary ianao vao ho afaka hanompo an’Andriamanitra. Tiany hahavita zavatra ianao, ary hanampy anao sy hanohana anao izy.

Henoy Tsara ny Torohevitra mba ho Hendry Ianao

Mifantoha amin’ilay torohevitra fa tsy amin’ilay mpanoro hevitra. Fisehoan’ny fitiavan’Andriamanitra antsika ny tenim-pahendrena avy amin’ny anti-panahy kristianina.