Foto-kevitra Hafa

Misy foto-kevitra samihafa ato, anisan’izany ireo efa niseho teo amin’ny pejy fandraisana ato amin’ny jw.org. Jereo ireo lahatsoratra sy video ireo, amin’izay dia hino kokoa ianao hoe azo ampiharina izay lazain’ny Baiboly.

MIAMBENA FOANA!

Misy Vokany Ratsy Amin’ny Zanakao ve ny Tambazotran-tserasera? Afaka Manampy ny Ray Aman-dreny ny Baiboly

Afaka manampy ny ray aman-dreny hiaro ny zanany amin’ny voka-dratsin’ny tambazotran-tserasera ny Baiboly.

MIAMBENA FOANA!

Mitombo Be ny Fandikan-dalàna Maneran-tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Fantaro hoe inona no mahatonga an’ireny fandikan-dalàna misy maneran-tany ireny.

MIAMBENA FOANA!

Toa Lasa Tsy Manao ny Tsara ny Olona? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Lasa tsy manao ny tsara ny olona fa tsy hoatran’ny taloha. Nahoana? Manazava an’izany ny Baiboly sady manome torohevitra azo ampiharina raha te hanao ny tsara.

MIAMBENA FOANA!

Rahoviana no Hitsahatra ny Ady? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Kely sisa dia hifarana ny ady rehetra. Hazavain’ny Baiboly hoe ahoana no hahatanterahan’izany.

Tsy dia Hanirery Loatra Ianao Raha Manampy ny Hafa: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Jereo hoe inona ny zavatra roa azonao atao mba hanampiana ny hafa, amin’izay ianao tsy dia hanirery loatra.

FANASANA FAHATSIAROVANA

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

FANASANA FAHATSIAROVANA

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady

Vola An-tapitrisa Tapitrisa no Lany Amin’ny Ady, Nefa Inona no Vokany?

Jereo ato hoe nahoana no tsy hampiasaina amin’ny ady intsony ny harena ary ahoana no hanesorana ny voka-dratsin’ny ady.

Afaka Manampy Anao Tsy Hahatsiaro ho Manirery ny Baiboly

Hahita torolalan’ny Baiboly roa afaka manampy anao tsy hahatsiaro ho manirery ianao ato.

MIAMBENA FOANA!

Lasa Tsy Matoky ny Mpanao Politika ny Olona: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mampirisika antsika ny Baiboly mba hifidy tsara ny olona itokisantsika. Resahiny koa hoe ahoana no hahatonga ny hoavy ho tsara kokoa.

MIAMBENA FOANA!

Hisy Ady Lehibe Hipoaka ve Tsy ho Ela? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Efa nilaza mialoha ny Baiboly hoe ho be dia be ny ady amin’izao androntsika izao. Efa noresahiny koa hoe ahoana no hamaranan’Andriamanitra ny ady rehetra.

Mihabetsaka Foana ny Olona Manirery: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato hoe inona no hanampy ny olona manirery ho falifaly kokoa amin’izao.

MIAMBENA FOANA!

Te Hanana Fanantenana ve Ianao Amin’ity 2024 Ity? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Afaka manampy anao ny fanantenana ao amin’ny Baiboly mba hanana fiainana tsara kokoa dieny izao ary hanantena hoe mbola hamiratra ny hoavy.

MIAMBENA FOANA!

2023: Taona Feno Adin-tsaina: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Hazavain’ny Baiboly hoe inona no tena dikan’ny zava-nitranga tamin’ny 2023.

Mihabetsaka ny Olona Manirery Eran-tany: Ahoana no Hatao mba Tsy ho Tratran’izany?

Misy torolalan’ny Baiboly roa hanampy anao tsy hahatsiaro ho manirery ato.

MIAMBENA FOANA!

Maninona no Be dia Be ny Olona Mifankahala? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Jereo ato ny antony mahatonga ny olona hifankahala amin’izao, ary inona no hataon’Andriamanitra momba an’izany.

Tsy Ampy ny Rano Fisotro Madio Maneran-tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Hanatanteraka zavatra iray tsy vitan’ny fitondram-panjakan’olombelona amin’izao ny Fanjakan’Andriamanitra, izany hoe hanafoana ny olana mifandray amin’ny tsy fahampian-drano.

MIAMBENA FOANA!

Tsy Vitan’ny Olona ny Mampitsahatra Ady: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy vitan’ny olona ny mampitsahatra ady. Jereo ato ireo antony telo mahatonga an’izany.

Nikaroka ny Marina tao Amin’ny Baiboly i Ulrich Zwingli

Be dia be ny fahamarinana hitan’i Zwingli tao amin’ny Baiboly tany amin’ny taona 1500 tany ho any. Nampiany koa ny hafa hahita an’izany. Inona no azontsika ianarana avy amin’ny zavatra niainany sy ny zavatra naharesy lahatra azy?

MIAMBENA FOANA!

Iza no mba Hanavotra ny Sivily? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Efa nolazain’ny Baiboly mialoha fa hataon’Andriamanitra “tsy misy ady intsony eran-tany.” Amin’ny fomba ahoana?

MIAMBENA FOANA!

Any Israely ve no Hanomboka ny Aramagedona? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mamaly an’izany ny zavatra lazain’ny bokin’ny Apokalypsy momba ny Aramagedona.

Mbola Zava-dehibe ve ny Marina?

Tsy hain’ny olona intsony izay tena marina amin’izao, nefa afaka manampy anao hahita ny marina ny Baiboly.

Olana Ara-bola: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Fantatrao ve fa milaza ny Baiboly hoe misy fanjakana iray hamaha ny olana ara-bola rehetra, anisan’izany ny tsy fitovian’ny fari-piainana?

Mpanao Politika Tsy Manao ny Marina: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ho hitanao ato hoe hanendry Mpitondra azo itokisana sy manao ny marina foana ny Fanjakan’Andriamanitra.

Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba Hamahana ny Olana Momba ny Tontolo Iainana?

Ho hitanao ao hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana momba ny tontolo iainana.

Fahasalamana ho An’ny Rehetra: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ho hitanao ato hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana ara-pahasalamana, ka ho salama tsara daholo ny olona.

Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra Ahoana ny Ady?

Ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no afaka mitondra fiadanana sy filaminana ho antsika. Ahoana no hanaovany an’izany?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Mosary Amin’izao Andro Izao?

Tsy Andriamanitra no mahatonga ny mosary, nefa efa nampitandrina antsika momba an’izany izy.

Ny Fomba Fiaina Vegan: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato hoe mahavaha ny olana maneran-tany ve ny fomba fiaina vegan.

MIAMBENA FOANA!

Tondra-drano Mandravarava: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato hoe inona no ifandraisan’ny tondra-drano mandravarava maneran-tany amin’izao, sy ny vanim-potoana iainantsika.

MIAMBENA FOANA!

Mampitombo ny Mosary Eran-tany ny Ady sy ny Fiovan’ny Toetrandro: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy hoe misy torohevitra azo ampiharina fotsiny ao amin’ny Baiboly, fa mampanantena antsika koa izy io hoe mbola hihatsara ny fiainana.

Afaka Manampy Antsika Hahay Handefitra ny Baiboly

Asehon’ireto andininy ireto fa mampirisika ny olona ho tia fihavanana sy hanaja ny olona rehetra ny Baiboly.

MIAMBENA FOANA!

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fandaniana Vola Be Amin’ny Tafika Eran-tany?

Noresahin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly fa hifaninana ireo firenena matanjaka satria samy te ho lasa firenena matanjaka indrindra, ary handany vola be amin’izany.

Nivoaka Tamin’ny Tenin’ny Tanana Alemà ny Filazantsaran’i Matio sy Jaona

Nivoaka tamin’ny Tenin’ny Tanana Alemà ny Filazantsaran’i Matio sy Jaona, tamin’ny 18 Desambra 2021. Ireo no boky voalohany ao amin’ny Baiboly voadika iray manontolo amin’io tenin’ny tanana io.

Mandraisa Soa avy Amin’ny Sorona Nataon’i Jesosy

Misy zavatra roa lehibe tokony hataontsika hoy i Jesosy raha tiantsika ny handray soa avy amin’ny sorona nataony. Inona avy izany?

MIAMBENA FOANA!

Manampy ve sa Mampidi-doza ny Intelligence Artificielle? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Asehon’ny Baiboly hoe nahoana no tsy vitan’ny olombelona ny manome antoka hoe zavatra tsara ihany no ampiasana ny teknolojia vaovao noforon’izy ireo.

MIAMBENA FOANA!

Feno Herintaona Ilay Ady any Ukraine: Inona no Ampanantenain’ny Baiboly?

Mampanantena ny Baiboly hoe hifarana ny ady rehetra.

MIAMBENA FOANA!

Mihabetsaka ny Tanora Voan’ny Aretin-tsaina: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Misy torohevitra afaka manampy ny tanora manana aretin-tsaina ao amin’ny Baiboly.

MIAMBENA FOANA!

Horohoron-tany Nandravarava Be Tany Torkia sy Syria: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Manome fampiononana sy fanantenana ny Baiboly ho an’ireo tratran’ny horohoron-tany nandravarava be tany Torkia sy Syria.

MIAMBENA FOANA!

Naroson’ny Mpahay Siansa Ilay Famantaranandro Manondro ny Fara Andro: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Manampy antsika ho be fanantenana ny Baiboly na dia miresaka momba ny faran’izao tontolo izao aza.

MIAMBENA FOANA!

Ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny Famonoana Tambabe: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Be dia be ny olona matahotra hoe sao dia mbola hisy zavatra ratsy hitranga hoatran’ilay Famonoana Tambabe.

MIAMBENA FOANA!

Mahavelom-panantenana ny Taona 2023: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Be fanantenana ny olona maro rehefa taom-baovao. Manampy ny olona hanana fanantenana ny vaovao tsara ao amin’ny Baiboly.

MIAMBENA FOANA!

Nahoana ny Politika no Mampizarazara ny Olona? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mampizarazara ny olona eran-tany ny politika. Inona no vahaolana resahin’ny Baiboly? Mpitondra iray afaka mampiray saina ny olombelona rehetra.

MIAMBENA FOANA!

Nofinofy Fotsiny ve ny hoe ho Foana ny Fanavakavaham-bolon-koditra? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Olona an-tapitrisany amin’izao no mianatra Baiboly, dia ianarany ao hoe ahoana no hanajana ny hafa.

MIAMBENA FOANA!

2022: Taona Nampiady Saina sy Feno Korontana: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ny Baiboly ihany no manazava hoe inona marina no dikan’ireny zava-nitranga tato ho ato ireny.

MIAMBENA FOANA!

Tena Afaka Mampiray Saina ny Olona ve ny Fiadiana ho Tompon-daka Eran-tany? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy baolina kitra fotsiny no tonga ao an-tsain’ny olona amin’ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany.

MIAMBENA FOANA!

Mahavita Miara-misoroka ny Loza Ateraky ny Toetrandro Ratsy ve ny Firenena?

Efa nolazain’ny Baiboly marina tsara ny antony mahatonga ny firenena tsy mahomby.

Mpandika Teny Roa Namerina ny Anaran’Andriamanitra tao Amin’ny Testamenta Vaovao

Nahoana no mila averina ao amin’ny Baiboly ny anaran’Andriamanitra? Tena ilaina ve izany?

Fampaherezana ho An’izay Nidonam-pahoriana

Rehefa maty ny olona akaiky anao, dia mety hieritreritra ianao hoe tsy tsapan’ny olona ny mahazo anao. Tsapan’Andriamanitra anefa ny alahelonao sady afaka manampy anao izy.

MIAMBENA FOANA!

Iza no Fidinao ho Mpitondra? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Na dia faran’izay mahay aza ny mpitondra iray, dia voafetra ihany ny zavatra vitany. Misy Mpitondra iray tena miavaka anefa.

MIAMBENA FOANA!

Milaza ny Mpanao Politika hoe ho Avy Aramagedona: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Aramagedona ve no hiafarany raha misy mampiasa fitaovam-piadiana niokleary?

MIAMBENA FOANA!

Hain-tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Mbola ho voavaha ihany ve io olana maneran-tany io? Misy fanantenana ve amin’ny hoavy?

MIAMBENA FOANA!

Ny Kristianina sy ny Ady: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tena manaraka ny tenin’i Jesosy ve ny Kristianina raha manohana ady na mandray anjara amin’izany?

MIAMBENA FOANA!

Lasa Mafana Be Tsy Hoatran’ny Mahazatra ny Mari-panan’ny Tany. Inona no Lazain’ny Baiboly?

Tsy ho azo iainana intsony ve eto an-tany rehefa afaka kelikely?

MIAMBENA FOANA!

Mihasimba ny Tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Misy andininy iray ao amin’ny Baiboly miresaka zavatra telo mifandray amin’ilay olana momba ny tontolo iainana.

MIAMBENA FOANA!

Mihamidangana ny Vidim-piainana Maneran-tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Fa maninona no mitombo be ny olana ara-toe-karena? Ahoana no anampian’ny Baiboly antsika?

MIAMBENA FOANA!

Tifitra Variraraka any An-tsekoly: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Maninona no mitranga ny habibiana hoatran’ireo? Mbola ho foana ve ny herisetra?

MIAMBENA FOANA!

Mampitombo ny Mosary Maneran-tany ny Ady any Ukraine

Nilaza mialoha ny Baiboly fa hisy mosary. Manome fanantenana sy torohevitra azo ampiharina koa anefa izy io, mba ahaizantsika miatrika an’izany.

MIAMBENA FOANA!

6 Tapitrisa no Matin’ny COVID: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba An’izany?

Resahin’ny Baiboly hoe nahoana no misy areti-mandoza, ahoana no hiatrehana azy ireny, ary inona ny vahaolana maharitra amin’izany.

Inona no Efa Nolazain’ny Baiboly Mialoha Momba ny Horohoron-tany Lehibe?

Misy ohatra vitsivitsy momba ny horohoron-tany lehibe nitranga vao haingana ato. Diniho hoe nahoana ny faminanian’ny Baiboly no mampahafantatra antsika an’izay zavatra hitranga atsy ho atsy.

Tsy Hisy Intsony ve ny Fanjakana Manao Kolikoly Indray Andro Any?

Jereo ny antony telo manampy anao hatoky hoe hisy fanjakana iray tsy hanao kolikoly mihitsy.

MIAMBENA FOANA!

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny hoe Mivavaka Amin’ny Sary?

Tsy mampaninona an’Andriamanitra ve raha mampiasa sary masina isika?

MIAMBENA FOANA!

Ny Ady any Ukraine sy ny Fivavahana: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Samy to teny ny mpitondra fivavahana any Ukraine sy Rosia. Mifanohitra tanteraka amin’izay nampianarin’i Jesosy anefa ny zavatra ampirisihiny ataon’ny olona.

MIAMBENA FOANA!

An-tapitrisany ny Mpitsoa-ponenana avy any Ukraine

Hazavain’ny Baiboly ny tena antony sy ny vahaolana maharitra ho amin’izany.

MIAMBENA FOANA!

Tafihin’i Rosia i Ukraine

Diniho ato ny anton’izany.

Afaka Manampy Anao Tsy Handevozin’ny Zava-mahadomelina Intsony ve ny Baiboly?

Zavatra efatra lazain’ny Baiboly hoe azonao atao mba tsy handevozin’ny zava-mahadomelina intsony.

Ny Fiovan’ny Toetrandro sy ny Hoavintsika

Mba miraharaha an’ity tany ity sy ny olombelona ve ilay Mpamorona?

Mbola Hiverina Amin’ny Laoniny Ihany ve ny Fiainana na dia Novan’ilay Valanaretina Aza? Afaka Manampy ve ny Baiboly?

Toro lalana enina avy ao amin’ny Baiboly afaka manampy antsika hiatrika an’izay mitranga sy tsy ho diso fanantenana loatra.

Tokony Hiditra Amin’ny Politika ve ny Fivavahana?

Olona be dia be eran-tany no milaza fa manara-dia an’i Jesosy Kristy, nefa midikiditra be amin’ny politika. Mety ve ny ataon’izy ireo?

Hilamina Ihany ve ny Olana Ara-toe-karena?

Misy fanjakana iray afaka mikarakara ny raharaha samihafa eto an-tany amin’ny fomba tonga lafatra. Hofoanany tanteraka ny fahantrana ary tsy hanahy intsony ny olona.

Afaka Manampy Anao Hiatrika ny Toetrandro Ratsy ve ny Baiboly?

Mahasoa anao ny torohevitry ny Baiboly dieny mbola tsy misy loza, mandritra an’ilay loza, ary aorian’izay.

Mbola ho Foana ve ny Fampihorohoroana Indray Andro Any?

Mandra-pahatongan’ny fotoana hanafoanana ny tahotra sy ny herisetra, dia misy torohevitra roa avy ao amin’ny Baiboly afaka manampy ny olona tratran’ny fampihorohoroana ato.

Tena ho Tonga Tokoa ve ny Faran’izao Tontolo Izao?

Na dia milaza aza ny Baiboly hoe haharitra mandrakizay ny tany, dia misy tontolo iray tsy maintsy hifarana.

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Miparitaka be ny vaovao amboamboarina sy ny tatitra diso ary ny tsaho tsy marim-pototra, ka mety hisy vokany ratsy aminao.

Maty ve ny Olona Iray Akaikin’ny Fonao?

Ny zavatra azonao atao mba tsy halahelo be loatra.

Efa Lany Andro ve ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Tsara sy ny Ratsy?

Tena mahasoa ny mankatò ny fitsipik’Andriamanitra momba ny tsara sy ny ratsy. Ireto misy antony roa.

Inona no Hanampy Anao Tsy Hanahy Be Loatra?

Misy soso-kevitra sy andinin-teny afaka manampy anao tsy hanahy be loatra ato.

Mbola Hihatsara ve ny Fiainana Amin’ny Hoavy?

Nahoana no tsy mitovy amin’ny fampanantenan’olombelona ny fampanantenana ao amin’ny Baiboly?

Lasa Atao Fitadiavam-bola Indray ve ny Fivavahana?

Mahantra ny ankamaroan’ny mpivavaka, any amin’ny fiangonana sasany, nefa ny pasiteran-dry zareo mpanakarena be mihitsy.

Zavatra Fito Azonao Atao mba ho Azo Antoka sy Hahasalama ny Sakafo Hohaninao

Fanomezana ny aina. Asehontsika hoe mankasitraka azy io isika raha mikarakara tsara ny fahasalamantsika sy ny an’ny fianakaviantsika. Jereo ato hoe inona no azonao atao.

Iza no Hahavita Hanavotra ny Tany?

Milaza ny manam-pahaizana sasany momba ny tontolo iainana fa noho ny ataon’ny olombelona, dia vao mainka be dia be noho ny hatramin’izay ny zavamananaina sy ny zavamaniry simba sy atahorana ho lany tamingana.

Inona no Tokony Hataonao Rehefa Misy Virosy Miparitaka?

Ahoana no hiarovanao ny vatanao sy ny fihetseham-ponao ary ny fifandraisanao amin’Andriamanitra rehefa misy virosy miparitaka?

Afaka Manampy ny Lehilahy Miady Saina ve ny Baiboly?

Lasa olana lehibe ny resaka adin-tsaina amin’izao fotoan-tsarotra iainantsika izao. Raha miady saina ianao, afaka manampy anao ve ny Baiboly?

Leo Be ve Ianao Satria Tsy Mety Tapitra Mihitsy ny Valanaretina?

Raha tsy mitandrina isika, dia mety hanomboka tsy dia hiraharaha intsony ny fepetra natao hiarovana amin’ny valanaretina COVID-19.

Mbola ho Foana ve ny Tsy Rariny Indray Andro Any?

Resahin’ny Baiboly hoe Andriamanitra no tena manao ny rariny, sady mitovy daholo ny olona rehetra aminy.

Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nohavaozina Amin’ny Teny Espaniola

Mety hisy dikany be dia be ny teny iray amin’ny teny espaniola. Ahoana no nataon’ireo mpandika teny mba handikana Baiboly azon’ny olona maro be maneran-tany ampiasaina?

Inona no Azonao Atao Raha Lasa Narary Tampoka Ianao na ny Olona Akaiky Anao?

Afaka manampy anao ny toro lalana ao amin’ny Baiboly raha niharatsy tampoka ny fahasalamanao.

Ahoana Raha Lasa Mihena ny Vola Miditra Aminao?

Mety hanahy be ianao, raha mihena tampoka ny vola miditra aminao. Misy torohevitra afaka manampy anao amin’izany ao amin’ny Baiboly.

Inona no Hanampy Anao Hifehy ny Toaka Sotroinao?

Misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao tsy hisotro toaka be loatra ato, na dia miady saina be aza ianao.

Fanampiana An’ireo Iharan’ny Herisetra ao An-tokantrano

Tadidio hoe tsy ianao no diso ary tsy irery ianao.

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hiady Saina Raha Irery Aho?

Aza mieritreritra hoe sarotra be ny hanana fanantenana sy ho faly ary ho afa-po rehefa irery ianao.

Tena Nisy ve i Jaona Mpanao Batisa?

Nino i Flavius Josèphe, mpahay tantara tamin’ny taonjato voalohany, fa tena nisy i Jaona Mpanao Batisa. Afaka mino an’izany koa isika.

Soratra Fahiny Manamarina ny Toerana Nisy ny Foko Israelita Iray

Manamarina tsipiriany voaresaka ao amin’ny Baiboly ny Vakin-tanimangan’i Samaria.

Ahoana no Nampiasana ny Tombo-kase Fahiny?

Nahoana no tena nilaina ny tombo-kase, ary ahoana no nampiasan’ny mpanjaka sy ny manam-pahefana azy ireny?

Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly Momba ny Jiosy Babo Tany Babylona?

Misy porofo tsy ara-pivavahana ve manamarina an’izay nolazain’Andriamanitra momba ny fiainan’ireo Jiosy babo tany Babylona?

Sary Mivohitra any Ejipta Manamarina Tantara Iray ao Amin’ny Baiboly

Ho hitanao ato hoe misy soratra vita sokitra nataon’ny Ejipsianina fahiny manaporofo hoe marina ny voalazan’ny Baiboly.

Lalàna Efa Taloha Be fa Tatỳ Aoriana vao Hita hoe Tena Ilaina

Mbola tsy nahay momba ny resaka fahadiovana ny olona, dia efa nanana lalàna momba an’izany ny Israelita, ary tena nahasoa an-dry zareo ilay izy.

Anemia: Inona no Mahatonga Azy Io? Ahoana no Ahalalana An’ilay Izy? Ahoana no Itsaboana Azy?

Inona no mahatonga ny olona iray ho voan’ny anemia? Azo sorohina na tsaboina ve izy io?

Tena Nisy i Davida Raha Jerena ny Zavatra Hitan’ny Mpikaroka ny any Ambanin’ny Tany

Milaza ny mpanao tsikera fa tsy tena nisy i Davida mpanjakan’ny Israely. Inona anefa no hitan’ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany?

Sora-tanana Grika Fahiny Nahitana ny Anaran’Andriamanitra

Voaporofo fa misy ny anarana hoe Jehovah ao amin’ny “Testamenta Vaovao.”

Fandaharana Famakiana Baiboly

Natao ho anao ity fandaharana ity raha mitady fomba hamakiana Baiboly isan’andro ianao, na tianao hovakina isaky ny tantara ilay izy, na ianao vao hanomboka hamaky azy mihitsy.

Ahoana no Nampisy ny Fiainana?

Olona maro nahita fianarana no lasa mieritreritra hoe tsy marina ny evolisiona na fiovana miandalana, ary manam-pahaizana momba ny siansa ny maro amin’izy ireny.

Fitadiavana Andinin-teny ao Amin’ny Baiboly

Milahatra araka izay hita any amin’ny ankamaroan’ny dikan-tenin’ny Baiboly ireo boky 66 ato. Ny anaran’ilay boky aloha no mandeha voalohany ary avy eo ny toko sy ny andininy.

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly

Olona maro no nanao vivery ny ainy mba hiarovana ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly, na dia nisy nanohitra mafy aza. Anisan’ireny i William Tyndale sy Michel Servet.

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale)

Tena tiany ny Baiboly, ary mbola mandray soa avy amin’ny Baiboly nadikany isika amin’izao.

Mampitandrina ny Amin’ny Voka-dratsin’ny Tambazotran-tserasera eo Amin’ny Tanora ny Tompon’andraikitra Ambony Momba ny Fahasalamana: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato ny soso-kevitra telo avy ao amin’ny Baiboly afaka manampy ny ray aman-dreny hiaro ny zanany.

MAHALIANA

Tsy dia Hanirery Loatra Ianao Raha Manampy ny Hafa: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Jereo hoe inona ny zavatra roa azonao atao mba hanampiana ny hafa, amin’izay ianao tsy dia hanirery loatra.

FANASANA FAHATSIAROVANA

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

FANASANA FAHATSIAROVANA

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

FANASANA FAHATSIAROVANA

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika?

Afaka Manampy Anao Tsy Hahatsiaro ho Manirery ny Baiboly

Hahita torolalan’ny Baiboly roa afaka manampy anao tsy hahatsiaro ho manirery ianao ato.

Mihabetsaka Foana ny Olona Manirery: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato hoe inona no hanampy ny olona manirery ho falifaly kokoa amin’izao.

Mihabetsaka ny Olona Manirery Eran-tany: Ahoana no Hatao mba Tsy ho Tratran’izany?

Misy torolalan’ny Baiboly roa hanampy anao tsy hahatsiaro ho manirery ato.

Tsy Ampy ny Rano Fisotro Madio Maneran-tany: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Hanatanteraka zavatra iray tsy vitan’ny fitondram-panjakan’olombelona amin’izao ny Fanjakan’Andriamanitra, izany hoe hanafoana ny olana mifandray amin’ny tsy fahampian-drano.

Mbola Zava-dehibe ve ny Marina?

Tsy hain’ny olona intsony izay tena marina amin’izao, nefa afaka manampy anao hahita ny marina ny Baiboly.

Olana Ara-bola: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Fantatrao ve fa milaza ny Baiboly hoe misy fanjakana iray hamaha ny olana ara-bola rehetra, anisan’izany ny tsy fitovian’ny fari-piainana?

Mpanao Politika Tsy Manao ny Marina: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ho hitanao ato hoe hanendry Mpitondra azo itokisana sy manao ny marina foana ny Fanjakan’Andriamanitra.

Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba Hamahana ny Olana Momba ny Tontolo Iainana?

Ho hitanao ao hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana momba ny tontolo iainana.

Fahasalamana ho An’ny Rehetra: Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Ho hitanao ato hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana ara-pahasalamana, ka ho salama tsara daholo ny olona.

Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra Ahoana ny Ady?

Ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no afaka mitondra fiadanana sy filaminana ho antsika. Ahoana no hanaovany an’izany?

Ny Fomba Fiaina Vegan: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Ho hitanao ato hoe mahavaha ny olana maneran-tany ve ny fomba fiaina vegan.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Mosary Amin’izao Andro Izao?

Tsy Andriamanitra no mahatonga ny mosary, nefa efa nampitandrina antsika momba an’izany izy.

Afaka Manampy Antsika Hahay Handefitra ny Baiboly

Asehon’ireto andininy ireto fa mampirisika ny olona ho tia fihavanana sy hanaja ny olona rehetra ny Baiboly.

Inona no Efa Nolazain’ny Baiboly Mialoha Momba ny Horohoron-tany Lehibe?

Misy ohatra vitsivitsy momba ny horohoron-tany lehibe nitranga vao haingana ato. Diniho hoe nahoana ny faminanian’ny Baiboly no mampahafantatra antsika an’izay zavatra hitranga atsy ho atsy.

Tsy Hisy Intsony ve ny Fanjakana Manao Kolikoly Indray Andro Any?

Jereo ny antony telo manampy anao hatoky hoe hisy fanjakana iray tsy hanao kolikoly mihitsy.

Afaka Manampy Anao Tsy Handevozin’ny Zava-mahadomelina Intsony ve ny Baiboly?

Zavatra efatra lazain’ny Baiboly hoe azonao atao mba tsy handevozin’ny zava-mahadomelina intsony.

Ny Fiovan’ny Toetrandro sy ny Hoavintsika

Mba miraharaha an’ity tany ity sy ny olombelona ve ilay Mpamorona?

Mbola Hiverina Amin’ny Laoniny Ihany ve ny Fiainana na dia Novan’ilay Valanaretina Aza? Afaka Manampy ve ny Baiboly?

Toro lalana enina avy ao amin’ny Baiboly afaka manampy antsika hiatrika an’izay mitranga sy tsy ho diso fanantenana loatra.

Tokony Hiditra Amin’ny Politika ve ny Fivavahana?

Olona be dia be eran-tany no milaza fa manara-dia an’i Jesosy Kristy, nefa midikiditra be amin’ny politika. Mety ve ny ataon’izy ireo?

Hilamina Ihany ve ny Olana Ara-toe-karena?

Misy fanjakana iray afaka mikarakara ny raharaha samihafa eto an-tany amin’ny fomba tonga lafatra. Hofoanany tanteraka ny fahantrana ary tsy hanahy intsony ny olona.

Afaka Manampy Anao Hiatrika ny Toetrandro Ratsy ve ny Baiboly?

Mahasoa anao ny torohevitry ny Baiboly dieny mbola tsy misy loza, mandritra an’ilay loza, ary aorian’izay.

Mbola ho Foana ve ny Fampihorohoroana Indray Andro Any?

Mandra-pahatongan’ny fotoana hanafoanana ny tahotra sy ny herisetra, dia misy torohevitra roa avy ao amin’ny Baiboly afaka manampy ny olona tratran’ny fampihorohoroana ato.

Tena ho Tonga Tokoa ve ny Faran’izao Tontolo Izao?

Na dia milaza aza ny Baiboly hoe haharitra mandrakizay ny tany, dia misy tontolo iray tsy maintsy hifarana.

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Miparitaka be ny vaovao amboamboarina sy ny tatitra diso ary ny tsaho tsy marim-pototra, ka mety hisy vokany ratsy aminao.

Efa Lany Andro ve ny Fitsipik’Andriamanitra Momba ny Tsara sy ny Ratsy?

Tena mahasoa ny mankatò ny fitsipik’Andriamanitra momba ny tsara sy ny ratsy. Ireto misy antony roa.

Inona no Hanampy Anao Tsy Hanahy Be Loatra?

Misy soso-kevitra sy andinin-teny afaka manampy anao tsy hanahy be loatra ato.

Mbola Hihatsara ve ny Fiainana Amin’ny Hoavy?

Nahoana no tsy mitovy amin’ny fampanantenan’olombelona ny fampanantenana ao amin’ny Baiboly?

Lasa Atao Fitadiavam-bola Indray ve ny Fivavahana?

Mahantra ny ankamaroan’ny mpivavaka, any amin’ny fiangonana sasany, nefa ny pasiteran-dry zareo mpanakarena be mihitsy.

Iza no Hahavita Hanavotra ny Tany?

Milaza ny manam-pahaizana sasany momba ny tontolo iainana fa noho ny ataon’ny olombelona, dia vao mainka be dia be noho ny hatramin’izay ny zavamananaina sy ny zavamaniry simba sy atahorana ho lany tamingana.

Afaka Manampy ny Lehilahy Miady Saina ve ny Baiboly?

Lasa olana lehibe ny resaka adin-tsaina amin’izao fotoan-tsarotra iainantsika izao. Raha miady saina ianao, afaka manampy anao ve ny Baiboly?

Leo Be ve Ianao Satria Tsy Mety Tapitra Mihitsy ny Valanaretina?

Raha tsy mitandrina isika, dia mety hanomboka tsy dia hiraharaha intsony ny fepetra natao hiarovana amin’ny valanaretina COVID-19.

Mbola ho Foana ve ny Tsy Rariny Indray Andro Any?

Resahin’ny Baiboly hoe Andriamanitra no tena manao ny rariny, sady mitovy daholo ny olona rehetra aminy.

Inona no Azonao Atao Raha Lasa Narary Tampoka Ianao na ny Olona Akaiky Anao?

Afaka manampy anao ny toro lalana ao amin’ny Baiboly raha niharatsy tampoka ny fahasalamanao.

Ahoana Raha Lasa Mihena ny Vola Miditra Aminao?

Mety hanahy be ianao, raha mihena tampoka ny vola miditra aminao. Misy torohevitra afaka manampy anao amin’izany ao amin’ny Baiboly.

Inona no Hanampy Anao Hifehy ny Toaka Sotroinao?

Misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao tsy hisotro toaka be loatra ato, na dia miady saina be aza ianao.

Fanampiana An’ireo Iharan’ny Herisetra ao An-tokantrano

Tadidio hoe tsy ianao no diso ary tsy irery ianao.

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hiady Saina Raha Irery Aho?

Aza mieritreritra hoe sarotra be ny hanana fanantenana sy ho faly ary ho afa-po rehefa irery ianao.

SAMIHAFA

Nikaroka ny Marina tao Amin’ny Baiboly i Ulrich Zwingli

Be dia be ny fahamarinana hitan’i Zwingli tao amin’ny Baiboly tany amin’ny taona 1500 tany ho any. Nampiany koa ny hafa hahita an’izany. Inona no azontsika ianarana avy amin’ny zavatra niainany sy ny zavatra naharesy lahatra azy?

Mpandika Teny Roa Namerina ny Anaran’Andriamanitra tao Amin’ny Testamenta Vaovao

Nahoana no mila averina ao amin’ny Baiboly ny anaran’Andriamanitra? Tena ilaina ve izany?

Fampaherezana ho An’izay Nidonam-pahoriana

Rehefa maty ny olona akaiky anao, dia mety hieritreritra ianao hoe tsy tsapan’ny olona ny mahazo anao. Tsapan’Andriamanitra anefa ny alahelonao sady afaka manampy anao izy.

Mandraisa Soa avy Amin’ny Sorona Nataon’i Jesosy

Misy zavatra roa lehibe tokony hataontsika hoy i Jesosy raha tiantsika ny handray soa avy amin’ny sorona nataony. Inona avy izany?

Maty ve ny Olona Iray Akaikin’ny Fonao?

Ny zavatra azonao atao mba tsy halahelo be loatra.

Zavatra Fito Azonao Atao mba ho Azo Antoka sy Hahasalama ny Sakafo Hohaninao

Fanomezana ny aina. Asehontsika hoe mankasitraka azy io isika raha mikarakara tsara ny fahasalamantsika sy ny an’ny fianakaviantsika. Jereo ato hoe inona no azonao atao.

Inona no Tokony Hataonao Rehefa Misy Virosy Miparitaka?

Ahoana no hiarovanao ny vatanao sy ny fihetseham-ponao ary ny fifandraisanao amin’Andriamanitra rehefa misy virosy miparitaka?

Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nohavaozina Amin’ny Teny Espaniola

Mety hisy dikany be dia be ny teny iray amin’ny teny espaniola. Ahoana no nataon’ireo mpandika teny mba handikana Baiboly azon’ny olona maro be maneran-tany ampiasaina?

Tena Nisy ve i Jaona Mpanao Batisa?

Nino i Flavius Josèphe, mpahay tantara tamin’ny taonjato voalohany, fa tena nisy i Jaona Mpanao Batisa. Afaka mino an’izany koa isika.

Soratra Fahiny Manamarina ny Toerana Nisy ny Foko Israelita Iray

Manamarina tsipiriany voaresaka ao amin’ny Baiboly ny Vakin-tanimangan’i Samaria.

Ahoana no Nampiasana ny Tombo-kase Fahiny?

Nahoana no tena nilaina ny tombo-kase, ary ahoana no nampiasan’ny mpanjaka sy ny manam-pahefana azy ireny?

Marina ve Izay Lazain’ny Baiboly Momba ny Jiosy Babo Tany Babylona?

Misy porofo tsy ara-pivavahana ve manamarina an’izay nolazain’Andriamanitra momba ny fiainan’ireo Jiosy babo tany Babylona?

Sary Mivohitra any Ejipta Manamarina Tantara Iray ao Amin’ny Baiboly

Ho hitanao ato hoe misy soratra vita sokitra nataon’ny Ejipsianina fahiny manaporofo hoe marina ny voalazan’ny Baiboly.

Lalàna Efa Taloha Be fa Tatỳ Aoriana vao Hita hoe Tena Ilaina

Mbola tsy nahay momba ny resaka fahadiovana ny olona, dia efa nanana lalàna momba an’izany ny Israelita, ary tena nahasoa an-dry zareo ilay izy.

Anemia: Inona no Mahatonga Azy Io? Ahoana no Ahalalana An’ilay Izy? Ahoana no Itsaboana Azy?

Inona no mahatonga ny olona iray ho voan’ny anemia? Azo sorohina na tsaboina ve izy io?

Tena Nisy i Davida Raha Jerena ny Zavatra Hitan’ny Mpikaroka ny any Ambanin’ny Tany

Milaza ny mpanao tsikera fa tsy tena nisy i Davida mpanjakan’ny Israely. Inona anefa no hitan’ny mpikaroka ny any ambanin’ny tany?

Sora-tanana Grika Fahiny Nahitana ny Anaran’Andriamanitra

Voaporofo fa misy ny anarana hoe Jehovah ao amin’ny “Testamenta Vaovao.”

Fandaharana Famakiana Baiboly

Natao ho anao ity fandaharana ity raha mitady fomba hamakiana Baiboly isan’andro ianao, na tianao hovakina isaky ny tantara ilay izy, na ianao vao hanomboka hamaky azy mihitsy.

Ahoana no Nampisy ny Fiainana?

Olona maro nahita fianarana no lasa mieritreritra hoe tsy marina ny evolisiona na fiovana miandalana, ary manam-pahaizana momba ny siansa ny maro amin’izy ireny.

Fitadiavana Andinin-teny ao Amin’ny Baiboly

Milahatra araka izay hita any amin’ny ankamaroan’ny dikan-tenin’ny Baiboly ireo boky 66 ato. Ny anaran’ilay boky aloha no mandeha voalohany ary avy eo ny toko sy ny andininy.

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly: Ampahany (William Tyndale)

Tena tiany ny Baiboly, ary mbola mandray soa avy amin’ny Baiboly nadikany isika amin’izao.

Sarobidy Tamin’izy Ireo ny Baiboly

Olona maro no nanao vivery ny ainy mba hiarovana ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly, na dia nisy nanohitra mafy aza. Anisan’ireny i William Tyndale sy Michel Servet.

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.