Ny Fanahin’ireo Maty — Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?

Inona no tena lazain’ny Baiboly momba ny maty? Afaka manampy anao na mampijaly anao ve ny maty?

Teny Fampidirana

Betsaka no mino hoe mankany ankoatra ny maty ary afaka mandinika ny velona sy manao zavatra amin’izy ireo. Marina ve izany?

Tsy avy Niaina sy Maty Teto An-tany Akory Ireo Fanahy (Esprits)

Ho fantatsika hoe manao ahoana ny maty rehefa azontsika izay nolazain’Andriamanitra tamin’i Adama, lehilahy voalohany.

Zavaboary Ara-panahy An-tapitrisany Maro

Nahita anjely zato tapitrisa tao amin’ny fahitana i Daniela mpaminany.

Fikomiana Tany Amin’ny Faritra Ara-panahy

Lasa ratsy toetra ny anjely sasany ka loza ho an’ny olona no vokany.

Mpamono Olona Ireo Demonia!

Hita avy amin’ny tantara ao amin’ny Baiboly sy ny zava-mitranga ankehitriny fa tsy mifaditrovana izy ireo.

Mandainga Ireo Demonia Rehefa Milaza fa Velona Ireo Maty

Voafitaky ny demonia ny ankamaroan’ny olona. Lazain’ny Baiboly anefa ny tena marina.

Mampirisika ny Fikomiana Amin’Andriamanitra Ireo Demonia

Ny fihetseham-pon’ny olona no hararaotiny mba hanaovana an’izany.

Hoavy Mahatalanjona

Tsy ho afaka hamitaka ny olona intsony i Satana sy ny demoniany. Hitahy ny olona i Jehovah amin’izay fotoana izay.

Ilay Paradisa eto An-tany

Hanao ahoana ny fiainana rehefa foanan’i Jehovah ny zava-dratsy nataon’i Satana?