Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2014

Vakio ato ny zava-nisongadina tany Sierra Leone sy Guinée, ary ireo fitantarana mampahery avy any amin’ny firenena maro.

Andinin-teny ho An’ny Taona 2014

Ny andinin-teny ho an’ny taona 2014 dia: “Ho tonga anie ny fanjakanao!”—Matio 6:10.

Taratasy avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana

Hampahery anao ny taratasy avy amin’ny Filan-kevi-pitantanana.

Mandroso Foana ny Fandaminana

Hita mihitsy hoe tahin’i Jehovah ny fikasana hamindra ny foibe, fa tsy hatao ao New York intsony.

Mitory any “Amin’ny Firenena Rehetra” ny JW.ORG

Miely any amin’ny “firenena rehetra” ny vaovao tsara noho ny tranonkalanay.

Be Mpitia Ilay FITEHIRIZAM-BOKY ao Amin’ny Internet

Mandefa taratasy fankasitrahana ny olona mampiasa an’io fitaovana fikarohana ara-baiboly io.

Manohina ny Fon’ny Olona ny Sary Miaina

Jereo ato fa misy vokany tsara amin’ny ankizy sy ny fianakaviana eran-tany ireny video ireny.

Fampirantiana ny Tantaran’ny Kristianina

Vakio ato ny momba an’ilay fampirantiana ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny tantaran’ny Fivavahana Kristianina.

Raharaha Ara-pitsarana

Asehon’ireto raharaha ara-pitsarana avy any amin’ny tany 12 ireto fa mbola tsy afaka manompo an’Andriamanitra an-kalalahana ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fitantarana avy Amin’ny Firenena Maro

Miezaka mafy ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanorina efitrano mendrika hanompoana an’Andriamanitra. Manao ezaka be koa izy ireo mba hamonjena fivoriana.

Fitokanana Betela

Nisy fitokanana Betela tany amin’ny toerana maro, ary fandaharana mahafaly natrehin’ny olona avy amin’ny firenena samihafa izy io. Jereo ato ny sasany amin’izany.

Afrika

Tia mianatra Baiboly ny olona atỳ Afrika, ary misy vokany be eo amin’ny fiainany izany. Jereo ato fa niova ny lehilahy iray mpisotro toaka be sady nifoka sigara 60 isan’andro.

Ireo Tanin’i Amerika

Hita amin’ireto tantara ireto fa misy vokany tsara ny manampy olona amin’ny fomba maro samihafa sy ny mitory ny hafatra ao amin’ny Baiboly, na dia misy manohitra aza.

Azia

Mahita vokatra tsara ny olona mikely aina amin’ny asa fitoriana. Jereo ato ny ezaka natao mba hanampiana ny lehilahy iray sady jamba no moana marenina.

Eoropa

Zavatra tsy marina lazain’ny olona no mahatonga ny hevi-diso indraindray. Ho hitanao ato fa nandrava hevi-diso momba ny Vavolombelon’i Jehovah ny fandaharana iray tao amin’ny radio.

Oseania

Lasa mahalala ny fahamarinana ny olona any Christchurch, any Nouvelle-Zélande, noho ny fitoriana an-taratasy. Nahoana ireny taratasy ireny no antsoin’ny olona hoe “Taratasy avy amin’Andriamanitra?”

Indray Mitopy Maso An’i Sierra Leone sy Guinée

Fantaro bebe kokoa ny momba an’ireo tany ireo, ny mponina ao aminy, ny fivavahany, ary ny fiteniny.

1915-1947: Fiandohan’ny Asa (Fizarana 1)

Tamin’ny 1915 no tonga tao Freetown ny mpanompon’i Jehovah vita batisa voalohany. Maro ny olona liana tamin’ny Baiboly.

1915-1947: Fiandohan’ny Asa (Fizarana 2)

Nanao tetika hampanginana ny vahoakan’Andriamanitra ny mpitondra fivavahana, nefa ‘natsingerin’i Jehovah teo an-dohan’ireny ny ratsy nataony.’

1915-1947: Fiandohan’ny Asa (Fizarana 3)

“Nifantoka tanteraka tamin’ny tenin’Andriamanitra” ny Fiangonana Freetown.

“Herintaona Ihany Ianao dia Maty”

Indroa isan-kerinandro i Zachaeus Martyn no nandeha valo kilaometatra niaka-nidina tendrombohitra, rehefa hivory. Nahoana izy no nanaiky ny fahamarinana?

Nantsoin’ny Olona hoe Brown “Baiboly” Izy

Nitory tany amin’ireo nosy any Karaiba sy tany Afrika Andrefana i William Brown. Nahoana izy no nilaza fa nahazo ny tombontsoa lehibe indrindra ananan’ny olona?

1945-1990: ‘Mitarika ho Amin’ny Fahamarinana’—Dan. 12:3. (Fizarana 1)

Nitatra be ny asa fitoriana. Tonga nanampy tamin’izany ireo misionera.

Te Hijery An’ilay Izy ny Olona

Nalefa tao Freetown, Sierra Leone, ilay video hoe Ny Fitambaran’olon’ny Tontolo Vaovao Miasa, tamin’ny 1956. Mba hisy mpijery ve izy io?

1945-1990: ‘Mitarika ho Amin’ny Fahamarinana’—Dan. 12:3. (Fizarana 2)

Malaza ho mpanaja ny fanambadiana ny Vavolombelon’i Jehovah any Sierra Leonesy Guinée.

1945-1990: ‘Mitarika ho Amin’ny Fahamarinana’—Dan. 12:3. (Fizarana 3)

Nahoana ny mpitarika tao amin’ny Poro no nametraka volavolan-dalàna tao amin’ny Antenimiera mba hanafoanana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Fikambanana Miafina

Misy heriny eo amin’ny fiainan’ny olona ve ireo fikambanana miafina any Afrika Andrefana?

1945-1990: ‘Mitarika ho Amin’ny Fahamarinana’—Dan. 12:3. (Fizarana 4)

Mampianatra ny olona hamaky teny sy hanoratra ny fiangonana mba hahatonga azy ireo handroso ara-panahy. Vao mainka ilaina ny fandikan-teny vokatr’izany.

Karatry ny Fivoriambe no Natao Pasipaoro

Ahoana no nahafahan’ireo rahalahy niampita tany Guinée mba hamonjy fivoriambe na dia tsy nanana pasipaoro aza?

Nanampy Ahy i Jehovah

Te hanatrika ny Fianarana Baiboly Ataon’ny Fiangonana i Jay Campbell, izay voan’ny lefakozatra. Nilaza izy fa hampiasa ny akalana keliny roa. Tonga tokoa ve izy?

1991-2001: “Tao Anatin’ny Fahoriana”—Isa. 48:10. (Fizarana 1)

Nampahery sy nanome fanantenana avy ao amin’ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah nandritra ny ady an-trano tany Freetown. Jereo ato fa tena be herim-po izy ireo.

1991-2001: “Tao Anatin’ny Fahoriana”—Isa. 48:10. (Fizarana 2)

“Tsy nitsahatra nampianatra sy nitory ny vaovao tsara” ny Vavolombelon’i Jehovah, na dia tao anatin’ny ady aza.

Ankizy Nanao Miaramila Lasa Mpisava Lalana Maharitra

Tadidin’ny ankizy miaramila iray fa noraisina tsara izy rehefa nivory tany amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Nahoana izy no nanapa-kevitra ny hiova?

Tsy Naninona Anay ny Mpikomy

Nahoana ny Vavolombelona maro no tsy nisy naninona, na dia teo aza ny korontana sy ny vonoan’olona tao Pendembu, rehefa nipoaka ny ady tamin’ny 1991?

Olon’ny Tilikambo Fiambenana

Mpitondra entana nandritra ny ady an-trano ny Vavolombelona iray. Ahoana no nahafahany nitondra taratasy sy entana niala tao Freetown nankany Conakry, Guinée?

Zavatra Sarobidy Kokoa Noho ny Diamondra

Nitrandraka diamondra no asan’i Tamba Josiah tamin’izy mbola tsy Vavolombelona. Nahoana izy no nilaza fa nahita zavatra sarobidy kokoa noho ny diamondra?

2002-2013: Zava-nitranga Faramparany (Fizarana 1)

Nony vita ny ady, dia nisy fiangonana niforona, nisy efitrano naorina, ary nisy mpisava lalana manokana nalefa tany amin’ny toerana vitsy mpitory.

2002-2013: Zava-nitranga Faramparany (Fizarana 2)

Mino ny Vavolombelon’i Jehovah ao amin’ireo tany ireo fa mbola maro ny olona handray ny vaovao tsara ao amin’ny taniny.

Tapa-kevitra ny Hanompo An’i Jehovah Aho

Nandositra i Philip Tengbeh mivady rehefa nibodo an’i Koindu ny mpikomy. Vonona hanompo an’i Jehovah izy ireo, ka anisan’ireo nanorina Efitrano Fanjakana dimy tamin’izy ireo nipetraka tany amin’ny tobin’ny mpitsoa-ponenana.

Raiki-pitia Tamin’i Sierra Leone Aho

Efa hatramin’ny 1992 i Cindy McIntire no misionera tany Afrika. Tantarainy ato hoe inona no tena itiavany mitory any Sierra Leone.

Zato Taona Lasa Izay: 1914

Tonga ihany ny 1914, izay efa noresahin’ny Mpianatra ny Baiboly tamin’ny olona.