Tantaram-piainan’ny Vavolombelon’i Jehovah

Lehilahy sy vehivavy be dia be eran-tany no manao loha laharana ny fanompoana an’i Jehovah. Hampahery anao sy hanatanjaka ny finoanao ny tantaran’izy ireo.

Tantaram-piainana any Amin’ny Gazetintsika

Jereo ato ny rohy mankany amin’ny tantaram-piainan’ny Vavolombelon’i Jehovah an-jatony, navoaka tany amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! nanomboka tamin’ny 1955.

HÅKAN DAVIDSSON

Nandray Anjara Tamin’ny Fampielezana ny Fahamarinana

Naleon’i Håkan nanatratra tanjona ara-panahy, toy izay variana nifety hoatran’ny ankizy nitovy taona taminy tamin’izany. Izy mihitsy izao no mahita, 50 taona mahery atỳ aoriana, hoe notahin’i Jehovah izy, dia miely any amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny rehetra ny vaovao tsara.

IRMA BENTIVOGLI

Manompo An’ilay Mpanome ny “Fanomezana Tsara Rehetra” Aho

Mbola tadidin’i Irma ny zavatra niainany tamin’ny Ady Lehibe II. Faly anefa izy fa nomen’i Jehovah fitahiana be dia be. Nomeny namana tsara izy sady notendreny hiasa tao amin’ny Betela.

MILES NORTHOVER

Namaly Soa ny Asan’ny Tanako i Jehovah

Niova be ny fiainan’i Miles rehefa nianatra tenin’ny tanana izy. Rehefa mandinika an’izay 50 taona lasa izay izy, dia tena faly hoe afaka nanampy ny marenina tany Grande-Bretagne.

TERRY REYNOLDS

Nampian’i Jehovah mba Hanome Azy ny Tsara Indrindra Aho

Te hanokana ny fiainany hanompoana manontolo andro i Terry, dia lasa misionera ary avy eo nanompo tao amin’ny Betelan’i Taïwan. Mbola manompo an’i Jehovah miaraka amin’i Wen-hwa vadiny izy, 60 taona mahery taorian’ny nanombohan’ny asan’ny mpisava lalana.

ASTER PARKER

Tiako Hatokana Tanteraka ho An’i Jehovah ny Fiainako

Mbola kely i Aster dia efa tia ny fahamarinana. Niatrika fitsapana izy tany am-ponja rehefa nisy olana ara-politika tany Etiopia. Nanompo tao amin’ny Betela tany New York izy tatỳ aoriana, ary avy eo nitaiza zanaka telo lahy.

TAPANI VIITALA

Manampy ny Olona Marenina Aho Satria Izay no Efa Faniriako

Nivezivezy tany Failandy, Estonia, Letonia ary Litoania i Tapani, dia nitory tamin’ny marenina hafa. Mbola mazoto be izy, na dia efa 60 taona atỳ aorian’ny batisany aza!

ELFRIEDE URBAN

Tiako Be Ilay hoe Misionera!

Tanteraka ny nofinofin’i Elfriede tamin’izy mbola kely, hoe ho misionera. Efa 55 izay no lasa ary betsaka ny olana nodiaviny, nefa mbola mampianatra momba an’i Jehovah izy.

DAVID MAZA

Nanjombona ny Fiainan’ilay Fianakaviana Kanefa Tafarina Ihany Izy Ireo

Manampy olona maro hatoky an’i Jehovah sy hanana fanantenana ilay dia lavitra sady sarotra nataon’ny fianakaviana iray.

DORINA CAPARELLI

Tsy Anenenako Mihitsy Ireny na dia Saro-kenatra aza Aho!

Efa ho 70 taona i Dorina no nanompo manontolo andro. Efa mpisava lalana maharitra sy manokana izy, nanao ny asan’ny faritra sy vondrom-paritra, ary Betelita.

MILTIADIS STAVROU

“Tsapanay hoe Nikarakara sy Nitari-dalana Anay i Jehovah”

Rehefa nanao ny asan’ny misionera tany Moyen-Orient i Milto sy ny vadiny, dia niatrika olana isan-karazany ary indraindray tsy fantatr’izy ireo izay mbola hitranga. Nampianatra azy ireo izany mba hiantehitra tanteraka amin’i Jehovah Andriamanitra fa tsy amin’ny tenany.

DAYRELL SHARP

Tsy Mihemotra Mihitsy Izahay fa Omen’Andriamanitra Hery

Na dia niatrika zava-tsarotra aza i Dayrell sy Susanne Sharp, dia nahavita nanampy olona 130 mahery hatramin’ny batisa.

GEORGIY PORCHULYAN

“Tsy ho Nahavita Niaritra Aho Raha Tsy Noho ny Fitiavako An’i Jehovah”

Nahasoa azy ny nitady rariny sy fiadanan-tsaina satria lasa Vavolombelon’i Jehovah izy tatỳ aoriana. Ny fitiavany an’i Jehovah no nanampy azy hiaritra an-taonany maro tany amin’ny toby fiasana an-terivozona sy tany an-tsesitany. Izany koa no nahavitany nikarakara ny vady malalany.

JAY CAMPBELL

Nandady Tamin’ny Tany Taloha Nefa Nakarin’i Jehovah ho Lasa Ambony Be

Malemy i Jay sady nahantra, dia tsy afaka nandeha nianatra. Na izany aza, dia nahavita nanampy olona telo ho vita batisa izy sady mbola be atao amin’ny fanompoana foana.

DORINA CAPARELLI

Tsy Anenenako Mihitsy Ireny na dia Saro-kenatra aza Aho!

Efa ho 70 taona i Dorina no nanompo manontolo andro. Efa mpisava lalana maharitra sy manokana izy, nanao ny asan’ny faritra sy vondrom-paritra, ary Betelita.

HÅKAN DAVIDSSON

Nandray Anjara Tamin’ny Fampielezana ny Fahamarinana

Naleon’i Håkan nanatratra tanjona ara-panahy, toy izay variana nifety hoatran’ny ankizy nitovy taona taminy tamin’izany. Izy mihitsy izao no mahita, 50 taona mahery atỳ aoriana, hoe notahin’i Jehovah izy, dia miely any amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny rehetra ny vaovao tsara.

DAVID MAZA

Nanjombona ny Fiainan’ilay Fianakaviana Kanefa Tafarina Ihany Izy Ireo

Manampy olona maro hatoky an’i Jehovah sy hanana fanantenana ilay dia lavitra sady sarotra nataon’ny fianakaviana iray.

MILES NORTHOVER

Namaly Soa ny Asan’ny Tanako i Jehovah

Niova be ny fiainan’i Miles rehefa nianatra tenin’ny tanana izy. Rehefa mandinika an’izay 50 taona lasa izay izy, dia tena faly hoe afaka nanampy ny marenina tany Grande-Bretagne.

ASTER PARKER

Tiako Hatokana Tanteraka ho An’i Jehovah ny Fiainako

Mbola kely i Aster dia efa tia ny fahamarinana. Niatrika fitsapana izy tany am-ponja rehefa nisy olana ara-politika tany Etiopia. Nanompo tao amin’ny Betela tany New York izy tatỳ aoriana, ary avy eo nitaiza zanaka telo lahy.

GEORGIY PORCHULYAN

“Tsy ho Nahavita Niaritra Aho Raha Tsy Noho ny Fitiavako An’i Jehovah”

Nahasoa azy ny nitady rariny sy fiadanan-tsaina satria lasa Vavolombelon’i Jehovah izy tatỳ aoriana. Ny fitiavany an’i Jehovah no nanampy azy hiaritra an-taonany maro tany amin’ny toby fiasana an-terivozona sy tany an-tsesitany. Izany koa no nahavitany nikarakara ny vady malalany.

DAYRELL SHARP

Tsy Mihemotra Mihitsy Izahay fa Omen’Andriamanitra Hery

Na dia niatrika zava-tsarotra aza i Dayrell sy Susanne Sharp, dia nahavita nanampy olona 130 mahery hatramin’ny batisa.

TERRY REYNOLDS

Nampian’i Jehovah mba Hanome Azy ny Tsara Indrindra Aho

Te hanokana ny fiainany hanompoana manontolo andro i Terry, dia lasa misionera ary avy eo nanompo tao amin’ny Betelan’i Taïwan. Mbola manompo an’i Jehovah miaraka amin’i Wen-hwa vadiny izy, 60 taona mahery taorian’ny nanombohan’ny asan’ny mpisava lalana.

MILTIADIS STAVROU

“Tsapanay hoe Nikarakara sy Nitari-dalana Anay i Jehovah”

Rehefa nanao ny asan’ny misionera tany Moyen-Orient i Milto sy ny vadiny, dia niatrika olana isan-karazany ary indraindray tsy fantatr’izy ireo izay mbola hitranga. Nampianatra azy ireo izany mba hiantehitra tanteraka amin’i Jehovah Andriamanitra fa tsy amin’ny tenany.

ELFRIEDE URBAN

Tiako Be Ilay hoe Misionera!

Tanteraka ny nofinofin’i Elfriede tamin’izy mbola kely, hoe ho misionera. Efa 55 izay no lasa ary betsaka ny olana nodiaviny, nefa mbola mampianatra momba an’i Jehovah izy.

TAPANI VIITALA

Manampy ny Olona Marenina Aho Satria Izay no Efa Faniriako

Nivezivezy tany Failandy, Estonia, Letonia ary Litoania i Tapani, dia nitory tamin’ny marenina hafa. Mbola mazoto be izy, na dia efa 60 taona atỳ aorian’ny batisany aza!

Miala tsiny fa tsy misy teny mifanitsy amin’io nofidinao io.