Hijery ny anatiny

Fampianaran’ny Baiboly

Ny Baiboly no manome ny torohevitra tsara indrindra hamahana an’ireo olana lehibe eo amin’ny fiainana. Voaporofo nandritra ny taonjato maro fa tena sarobidy izy io. Ho hitanao ato amin’ity fizarana ity hoe nahoana ianao no afaka mitoky amin’ny Baiboly, ahoana no azonao ampiasana tsara azy, ary nahoana no tena azo ampiharina ny toroheviny.—2 Timoty 3:16, 17.

 

Mahaliana

VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY

Inona Marina no Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy?

Milaza ny Apokalypsy fa ho sambatra izay mamaky sy mahazo ary mampihatra an’izay voalaza ao.

VALIN’IREO FANONTANIANA ARA-BAIBOLY

Inona Marina no Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy?

Milaza ny Apokalypsy fa ho sambatra izay mamaky sy mahazo ary mampihatra an’izay voalaza ao.

Hianatra Baiboly

Hanandrana An’ilay Fianarana

Afaka mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny mpampianatra iray ianao.

Hangataka Hotsidihina

Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fitaovana Fianarana Baiboly

Fidio izay fomba fianarana Baiboly tianao dia ho faly sy ho afa-po ianao.

Ahoana no Hanampian’ny Baiboly Anao?

Fiadanan-tsaina sy Fahasambarana

Betsaka ny olona nanaraka an’izay lazain’ny Baiboly ka nahavita niatrika olana, tsy rera-tsaina be, tsy kivy, ary lasa mahatsapa hoe misy dikany ny fiainany.

Finoana An’Andriamanitra

Hilamin-tsaina ianao dieny izao raha manana finoana, ary ho azonao antoka ny hoavy.

Tokantrano sy Fitaizana

Betsaka izao ny olana atrehin’ny fianakaviana. Manatsara ny fifandraisan’ny mpianakavy sy mampifankatia azy ireo ny torohevitry ny Baiboly.

Ho An’ny Tanora

Jereo ato ny fomba anampian’ny Baiboly ny tanora amin’ny zava-mitranga sy ny olana atrehin’izy ireo, na firy taona izy na firy taona.

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.

Inona no Lazain’ny Baiboly?

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Fantaro ny fanazavana omen’ny Baiboly momba an’Andriamanitra, Jesosy, ny fianakaviana, ny fijaliana, sy ny sisa.

Fanazavana Andinin-teny

Fantaro ny tena dikan’ny teny sy andinin-teny malaza ao amin’ny Baiboly.

Tantara sy Baiboly

Araho ny tantaran’ny Baiboly sy ny nahatonga azy hisy foana hatramin’izao. Jereo koa ny porofo asehon’ny tantara hoe marina sy azo itokisana ny Baiboly.

Siansa sy Baiboly

Mifanaraka amin’ny siansa ve ny Baiboly? Ampitahao izay lazain’ny Baiboly sy izay hitan’ny mpahay siansa.