Hijery ny anatiny

Hira 134: Harena Nankinin’Andriamanitra Taminao ny Zanakao

Hira 134: Harena Nankinin’Andriamanitra Taminao ny Zanakao

Fantatrao ve fa harena sarobidy ianao ary i Jehovah no nanome anao ho an’ny dada sy mamanao? Hirao amin’ny dadanao sy mamanao àry ity hira ity.

Mety ho Tianao Koa

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.