Hijery ny anatiny

Hira 28: Miezaha mba ho Naman’i Jehovah

Hira 28: Miezaha mba ho Naman’i Jehovah

Hirao ity hira ity, dia ho hainao hoe olona hoatran’ny ahoana no tian’i Jehovah ho namany.

Mety ho Tianao Koa

VIDEO

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah

Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.