Hijery ny anatiny

Te Hatao Batisa ve Ianao?

Te Hatao Batisa ve Ianao?

Inona avy no tokony hataon’ny olona anankiray vao azo atao batisa izy? Ho hitanao ato ny valin’izany.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Asan’ny Apostoly 16:32, 33.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Jereo ilay video hoe Te Hatao Batisa ve Ianao? dia iaraho midinika ilay fanontaniana etsy ambany.

Mety ho Tianao Koa

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.