Hijery ny anatiny

Te ho Lasa Mpitory ve Ianao?

Te ho Lasa Mpitory ve Ianao?

Hain’ny zanakao ve hoe inona no tokony hataony raha te ho lasa mpitory? Hanampy azy ity kilalao ity.

Vakio sy diniho miaraka amin’ny zanakareo ny Matio 21:16.

Alaivo ity kilalao ity dia ataovy pirinty.

Mety hahafeno fepetra ho mpitory ve ny zanakao? Azonareo atao ny iray amin’ireo soso-kevitra eo ambany rehefa manao fotoam-pivavahan’ny fianakaviana ianareo. 1) Jereo ilay video. 2) Ataovy ilay kilalao. 3) Valio ilay fanontaniana na vitao ilay zavatra hasainy atao. Asio marika eo amin’ilay fampiasana eo ambany mba ahitana hoe inona avy no efa vitanareo.

Mety ho Tianao Koa

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.