Andao Hihira ho An’i Jehovah!
Amboary ilay sary apetaka ary avy eo hirao ilay hira hoe “Jehovah no Anaranao”, dia ianaro tsianjery.
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH
Jehovah no Anaranao (Hira 2)
Derao ny anaran’i Jehovah be voninahitra amin’ity hira ity.
ANDIAN-DAHATSORATRA
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao
Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.