Hijery ny anatiny

Inona io Boky Vakin’i Kaleba Io?

Inona io Boky Vakin’i Kaleba Io?

Alaivo ity kilalao ity dia lokoy. Inona io boky vakin’i Kaleba io? Inona ny lesona nianarany?

Mety ho Tianao Koa

ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH

Ratsy ny Mangalatra

Tsy mampaninona an’i Jehovah ve ny mangalatra? Vakio ny Eksodosy 20:15. Jereo ato amin’ity video ity izay nataon’i Kaleba.

ANDIAN-DAHATSORATRA

Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao

Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY

Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy

Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.