Nomenao Anay Ilay Zanaka Malalanao
Inona ny zavatra lehibe indrindra nataon’i Jehovah mba hampisehoany hoe tiany isika?
Mety ho Tianao Koa
ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH
Nomenao Anay Ilay Zanaka Malalanao (Hira 20)
Tena tia antsika i Jehovah sy Jesosy ka nanome ny vidim-panavotana. Mampianatra ny fianakaviana hankasitraka an’izany ity hira ity.
ANDIAN-DAHATSORATRA
Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah: Kilalao
Ampiasao ireto kilalao ireto, dia avereno lalaovina miaraka amin’ny zanakareo izay tantara ao amin’ilay hoe Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah. Makà lesona avy amin’ilay izy.
FAMPIANARAN’NY BAIBOLY
Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy
Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.