Ny Hevitry ny Tanora toa Anao
Izay Tokony Hatao mba ho Salama
Inona no ataon’ny tanora sasany mba ho salama tsara? Araho ny torohevitr’izy ireo fa tena hahasoa anao!
Mety ho Tianao Koa
MANONTANY NY TANORA
Inona no Azoko Atao fa Te Hihena Aho?
Te hihena ve ianao? Aza mifantoka be loatra amin’ny resaka sakafo, fa ny fomba fiainanao mihitsy ovana.
MANONTANY NY TANORA
Ahoana no Hahaizako Mandanjalanja Amin’ny Resaka Sakafo?
Raha zatra mihinana sakafo tsy mahasalama ianao izao, dia ho hoatr’izany koa rehefa lehibe. Amin’izao àry ianao no mila miezaka hanana fahazarana tsara.
MANONTANY NY TANORA
Inona no Azoko Atao mba ho Tia Manao Fanatanjahan-tena Aho?
Ho salama kokoa ianao raha manao fanatanjahan-tena. Tsy izay ihany anefa ny soa horaisinao.
MANONTANY NY TANORA
Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)
Mitantara ny tanora efatra hoe inona no nanampy azy hiatrika ny aretiny sy ho falifaly foana.
KISARISARY
Aza Simbana Amin’ny Setroka ny Fiainanao
Be dia be izao no mifoka sigara. Betsaka koa anefa no efa niala tamin’izany ary maro no mbola miady mafy. Nahoana? Tena ratsy ve ny mifoka sigara?
MANONTANY NY TANORA
Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Toaka?
Fantaro ato hoe inona no tokony hataonao raha tsy tianao ny hosazin’ny lalàna, na ho ratsy laza, na hisy hametaveta, na ho lasa andevozin’ny toaka, na ho faty.
NY HEVITRY NY TANORA TOA ANAO