Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Aza Manambony Tena!

Fantaro hoe nahoana no ratsy ny manambony tena raha jerena ny tantaran’i Davida sy Absaloma ary Joaba. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.