Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Mankahala ny Tsy Rariny Andriamanitra

Makà lesona amin’ny tantaran’i Ahaba, Jezebela, Nabota, ary Elia. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.