Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Aza Mialona!

Makà lesona avy amin’ny tantaran’i Miriama sy Arona ao amin’ny Baiboly. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.