Hijery ny anatiny

KILALAO ARA-BAIBOLY

Tsy Manavakavaka Andriamanitra

Fantaro izay nitranga tamin’i Petera sy Kornelio, ary jereo hoe inona no azo ianarana momba an’i Jehovah Andriamanitra. Adikao ity fampiasana ity, vakio ilay tantara, ary alao sary an-tsaina.