Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW BROADCASTING

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Fire TV)

Frequently Asked Questions​—JW Broadcasting (Fire TV)

Mety hoe diso ny teny karohinao. (Jereo ilay hoe Install the JW Broadcasting App on Amazon Fire TV tutorial.) Na koa mety hoe tsy mahazaka an’ilay programa ny fitaovanao. Mandeha amin’ny Amazon Fire TV sy Amazon Fire TV Stick ny JW Broadcasting.

 

Mandeha amin’ny Amazon Fire TV sy Amazon Fire TV Stick ny JW Broadcasting.

 

Jereo ny lisitry ny fiteny misy amin’ny Amazon Fire TV. Raha hanova fiteny dia mandehana ao amin’ny Settings (Firafitra) eo amin’ny pejy fandraisana ary ampiasao ilay hoe Select a Language (Hifidy Fiteny).

 

Tsy andoavam-bola ny maka sy mampiasa programa JW Broadcasting

 

Mila mampiditra fomba fandoavam-bola ao amin’ny kaontinao ianao mba hahafahana mividy programa. Raha haka programa tsy andoavam-bola ianao dia tsidiho ny pejy fanampiana sy fikarakarana mpanjifa ny Amazon.

 

Mety ho afaka hanampy anao ny olona iray mahay tsara ny Amazon Fire TV na ny JW Broadcasting. Tsidiho ny pejy fanampiana an’ny Amazon raha mahakasika ny kaonty na ny fitaovana Amazon Fire TV ny fanontanianao. Antsoy ny biraon’ny sampana akaiky anao raha misy olana ny programa JW Broadcasting.