Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW Library Amin’ny Apple

JW Library Amin’ny Apple

Ny JW Library dia programa ofisialy noforonin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy Baiboly dikan-teny maromaro ao, ary misy boky sy bokikely fianarana Baiboly.

 

 

Inona ny Vaovao?

Jona 2024 (Version 15.0)

  • Misy boky na gazety ho an’izay mampiasa tenin’ny tanana ao.

  • Hita eo amin’ny pejy misy ny foto-kevitra rehetra ao amin’ny boky na gazety ny sary eo amin’ny fonony, raha misy an’izany ilay izy.

  • Mipoitra ao amin’ny sisim-pejy fianarana izay loko nataonao tao amin’ny Baiboly na boky hafa. Raha tianao hovana na hofafana anefa ilay loko, dia tsy afaka manao an’izany ao ianao.

  • Tonga dia efa ao amin’ilay hoe Fivoriana izay lahatsoratra hianarana ao amin’ny Tilikambo Fiambenana.

Aprily 2024 (Version 14.3)

  • Rehefa tsindriana ny andinin-teny iray ao amin’ny Baiboly, dia misy sary maromaro mipoitra. Tsindrio ilay sarina diamondra kely, dia ho hitanao ny loharanon-kevitra rehetra manazava an’ilay andininy, anisan’izany ny avy ao amin’ny Fitaovana Fikarohana.

  • Ny naoty nataonao no mipoitra voalohany indrindra ao amin’ny sisim-pejy fianarana.

Febroary 2024 (Version 14.2)

  • Ampiasao ilay hoe Hanapaka, ao amin’ny video na raki-peo ao amin’ny Lisitra, raha ampahany amin’ilay izy fotsiny no tianao halefa.

 

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

Hampiasa JW Library: iOS

Ianaro ny fomba fampiasana ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Handika sy Hampiasa Baiboly: iOS

Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana Baiboly ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Handika sy Hampiasa Ireo Zavatra Misy: iOS

Ianaro ny fomba handikana sy hampiasana ireo zavatra misy ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hanisy sy Hampiasa Mari-pitadidiana: iOS

Ianaro ny fomba hanisiana sy hampiasana mari-pitadidiana ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hampiasa Ireo Nojerena: iOS

Ianaro ny fomba hampiasana an’ireo nojerena ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hanova ny Endrik’izay Vakina : iOS

Ianaro ny fomba hanovana ny endrik’izay vakina ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Hikaroka ao Amin’ny Baiboly sy Ireo Zavatra Misy: iOS

Ianaro ny fomba hikarohana ao amin’ny Baiboly sy ireo zavatra misy, sy ny fomba hikarohana loha hevitra ao amin’ny Fandalinana ny Soratra Masina ao amin’ny JW Library, amin’ny fitaovana iOS.

Hanoritra Teny: iOS

Ianaro ny fomba hanoritana teny ao amin’ny JW Library amin’ny fitaovana iOS.

Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW Library (iOS)

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.