JW LIBRARY
Fikirakirana Azo Atao Rehefa Mandefa Feo sy Video
Efa misy bokotra maromaro azonao tsindriana rehefa mikirakira feo sy video ao amin’ny fitaovanao ianao. Ankoatra an’ireny bokotra ireny anefa, dia misy fihetsika azonao atao koa, na amin’ny tanana izany na amin’ny alalan’ny clavier. (Rehefa mandefa feo ianao, dia tsy maintsy ataonao mameno ny efijery ilay izy izay vao mandeha ny fihetsika amin’ny tanana atoro ato.)
Fihetsika amin’ny tanana
Ireto avy no azonao atao raha tactile ilay fitaovana:
Ny tiana hatao |
Fihetsika |
---|---|
Handefa na hampiato |
Tsindrio amin’ny rantsantanana roa |
Hamerina 5 segondra |
Tsindrio indroa ny any amin’ny ankavia |
Handroso 15 segondra |
Tsindrio indroa ny any amin’ny ankavanana |
Zavatra eo aloha |
Akorisaho miankavanana |
Zavatra ao aoriana |
Akorisaho miankavia |
Hampitombo ny hafainganany |
Akorisaho miakatra |
Hampihena ny hafainganany |
Akorisaho midina |
Bokotra amin’ny clavier
Ireto avy no azonao tsindriana raha misy clavier ilay fitaovana:
Ny tiana hatao |
Windows |
macOS |
---|---|---|
Handefa na hampiato |
Barre d’espace |
Barre d’espace |
Hamerina 5 segondra |
Flesy miankavia |
Flesy miankavia |
Handroso 15 segondra |
Flesy miankavanana |
Flesy miankavanana |
Zavatra eo aloha |
Ctrl+Flesy miankavia |
Commande-Flesy miankavia |
Zavatra ao aoriana |
Ctrl+Flesy miankavanana |
Commande-Flesy miankavanana |
Hampitombo ny haavon’ny feo |
Flesy miakatra |
Flesy miakatra |
Hampidina ny haavon’ny feo |
Flesy midina |
Flesy midina |
Hampitombo ny hafainganany |
Ctrl+Flesy miakatra |
Commande-Flesy miakatra |
Hampihena ny hafainganany |
Ctrl+Flesy midina |
Commande-Flesy midina |
Hiala |
Échap |
Échap |
Zavatra eo aloha ao amin’ny lisitra |
Page miakatra |
Fn-Flesy miakatra |
Zavatra ao aoriana ao amin’ny lisitra |
Page midina |
Fn-Flesy midina |
[Efajoro]
[Efajoro]