Fiasan’ny Cookies sy ny Teknolojia Mitovy Aminy any Amin’ny Tranonkalanay Samihafa
Betsaka ny karazana cookies manao asa isan-karazany, ary manamora ny fijerenao tranonkala izy ireny, amin’ny ankapobeny. Omena anao eto ambany ny santionany amin’ny fomba ampiasanay an’ireny cookies ireny sy ny teknolojia mitovy aminy.
Fanekena ny lalàna
Manampy anay ireto cookies ireto mba hamantatra hoe nekenao sa tsia ny zavatra takin’ny lalàna aseho anao amin’ny tranonkalanay.
Anaran’ny Cookies |
Asany |
Faharetany a |
Karazany |
---|---|---|---|
legalNoticesClient-nextListCallNeeded |
Manampy anay tsy hampiasa fanazavana mavesatra sy hampihena ny API raha efa nanaiky ny zavatra takin’ny lalàna ilay olona. |
Tsy voafetra (voatahiry anaty fitaovana) |
Tsy maintsy ampiasaina |
accepted-${noticeID}, legalNoticesClient-accepted-notice:${noticeID} |
Mahatonga an’ilay olona hanaiky ny zavatra takin’ny lalàna ka tsy hiverina hiseho intsony ilay izy rehefa mijery an’ilay tranonkala ilay olona, amin’ny manaraka. |
6 taona |
Tsy maintsy ampiasaina |
Fijerena an’ilay tranonkala
Mampiasa an’ireto cookies ireto izahay mba ho azo antoka tsara ny tranonkala rehefa misy miditra ao, ary mba ho mora amin’ny olona ny mijery ny ao anatiny.
Anaran’ny Cookies |
Asany |
Faharetany b |
Karazany |
---|---|---|---|
ak_bmsc, bm_sv, bm_mi |
Manampy anay hiaro an’ilay tranonkala amin’ny olon-dratsy. |
Adiny 2 |
Manadihady |
Cookies an’ny tranonkala hafa
Mahatonga ny olona ho afaka hampiasa ny zavatra avoakan’ny olon-kafa, izay nampidirinay ao amin’ny tranonkalanay, ireto cookies ireto.
Anaran’ny Cookies |
Asany |
Faharetany c |
Karazany |
Tompon’ny Cookies |
---|---|---|---|---|
APISID, HSID, NID, S, SAPISID, SID, SSID, _ga |
Mahatonga ny olona ho afaka hampiasa Google maps ao anatin’ilay tranonkala. Mila an’ireo cookies ireo koa ny reCAPTCHA, programa navoakan’ny Google, izay tsy maintsy ampiasain’ny olona rehefa hamorona kaonty izy, na hanao fanomezana nefa tsy mampahafantatra ny tenany, na hangataka hianatra Baiboly. |
Tsy mitovy, hatramin’ny 2 taona |
Tsy maintsy ampiasaina |
a Rehefa hoe “Tsy voafetra (voatahiry anaty fitaovana)” no faharetany, dia midika izany hoe tehirizin’ilay fitaovana ijerena Internet ilay fanazavana fa tsy ataony cookies. Voatahiry foana ny fanazavana toy izany, raha tsy hoe fafana tanteraka ny zavatra tadidin’ilay fijerena Internet.
b Rehefa hoe “Tsy voafetra (voatahiry anaty fitaovana)” no faharetany, dia midika izany hoe tehirizin’ilay fitaovana ijerena Internet ilay fanazavana fa tsy ataony cookies. Voatahiry foana ny fanazavana toy izany, raha tsy hoe fafana tanteraka ny zavatra tadidin’ilay fijerena Internet.
c Rehefa hoe “Tsy voafetra (voatahiry anaty fitaovana)” no faharetany, dia midika izany hoe tehirizin’ilay fitaovana ijerena Internet ilay fanazavana fa tsy ataony cookies. Voatahiry foana ny fanazavana toy izany, raha tsy hoe fafana tanteraka ny zavatra tadidin’ilay fijerena Internet.