Hijery ny anatiny

12 DESAMBRA 2022
INONA NY VAOVAO?

Tsy Misy Intsony ny Fianarana Baiboly Amin’ny Internet

Tsy Misy Intsony ny Fianarana Baiboly Amin’ny Internet

Nisy Fianarana Baiboly Amin’ny Internet tamin’ny teny anglisy, arabo, portogey, ary sinoa tato amin’ny jw.org taloha, fa tsy misy intsony ilay izy izao.

Asainay ianao hianatra Baiboly mivantana miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Mety hahaliana anao koa ireto fanontaniana novaliana tao amin’ny Fianarana Baiboly Amin’ny Internet ireto.