Hijery ny anatiny

Fanazavana Momba ny Fitsaboana Miorina Amin’ny Porofo mba Hialana Amin’ny Fampidiran-dra

Fanazavana Momba ny Fitsaboana Miorina Amin’ny Porofo mba Hialana Amin’ny Fampidiran-dra
  • vokatra mihatsara eo amin’ny marary

  • fitsaboana azo antoka sady tsara kokoa

  • fanajana ny zon’ny marary

  • mitsitsy vola

Haka Rakitra Maimaim-poana

Hita ao amin’ny Internet: Video maro nahazo loka, fanadinadinana mpitsabo, ary loharanon-kevitra ara-pitsaboana an’arivony

Misy teknika fitsaboana miorina amin’ny porofo ato, azo ampiharina mba hisorohana fahaverezan-dra be na raha very ra be ny marary. Makà rakitra maimaim-poana misy fanazavana natao manokana ho an’ny sampana misy anao, ohatra hoe:

Misy maneran-tany: Antsoy 24/7 izahay ary mangataha fitsidihana na famelabelarana any amin’ny misy anao

Hangataka Famelabelarana

Manana Komity Mifandray Amin’ny Hopitaly (KMH) maherin’ny 2000 ny Vavolombelon’i Jehovah, maneran-tany. Manome fanazavana azo antoka momba ny teknika fitsaboana hialana amin’ny fampidiran-dra ireny komity ireny, sady manampy ny Vavolombelon’i Jehovah marary hahazo fitsaboana.

Mankanesa ao amin’nyTompon’andraikitra eo An-toerana” raha te hahazo fanazavana fanampiny.

Filan-kevitra Momba ny Hopitaly ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah

Birao Foibe +1718.560.4700 | HIS@jw.org

© 2023 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania