Hijery ny anatiny

Aotrisy

 

2015-10-19

Nikabary ny Ben’ny Tanàna Rehefa Notsarovana Ilay Vavolombelon’i Jehovah Aotrisianina Novonoin’ny Nazia

Nikabary Ramatoa Gabriele Votava, tamin’ny fahatsiarovana an’i Gerhard Steinacher, Vavolombelon’i Jehovah. Novonoina ho faty izy tamin’izy 19 taona satria tsy nety nanohana ny ady.

2014-08-04

Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah tao Amin’ny Toby Fitanan’i Gusen

Notsarovana ireo Vavolombelon’i Jehovah 450 nogadrain’ny Nazia tao amin’ny toby fitanan’i Mauthausen sy Gusen, any Aotrisy, tamin’ny 13 Aprily 2014.

2013-03-04

Nasaina Nandoa Onitra Tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah i Aotrisy

Nomelohin’ny Fitsarana Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona i Aotrisy, tamin’ny 25 Septambra 2012, noho izy nanavakavaka ny Vavolombelon’i Jehovah.